fihomezana kely
1. rush
(
02/05/2008 15:53)
milazà karazan-taolana! hoy ramose
- Taolana lava ramose!
- Tsara!
- Tsara..An'i Bitaka!
- Taolan-tehezana ramose!
Niresaka reto zaalahy kely telo...
- Inona avy ny karazan'alika raha mahay lisany!
- Chien de garde!...ary an'lahy nanontany zao!
- Chien de salon! Ialahy zao ry Bitaka a!
- Chien de cuisine!
Nandoa hofantrano ty ramatoa..
- Ary toa lena be reto vola omenao ahyramatoa?
- Ka mifanaraka @ tranonao ihany reny e!
- Fa aona?
- Ka mitete be tsinona ny trano hofaiko kah!

répondu par endrika01 le 04/05/2008 12:34
3. endrika01
(
02/05/2008 16:03)
Vendrana kely lay mpandoa hofan-trano!Tokony tsy namé mintsy mintsy,hi hi hi:-P
8. ainaheri
(
02/05/2008 20:40)
ra vô sarotiny le topotrano d aona ndray ny atao ny hofantrano ?hahahaha
9. endrika01
(
03/05/2008 05:48)
Raha vô sarotiny,tonga de akisolo trano,ny hipetrahanao ipetrahako hi hi hi ny ipetrahako,ipetrahanao,milay an:-P
11. xxx
(
03/05/2008 06:52)
ô!ô!ô!ô!ô!ôoo,mihomé ireo an!
Karazana alika hafa:Ambokelitenda ihiihih!
Karazana alika hafa:Ambokelitenda ihiihih!
12. sytl
(
03/05/2008 08:26)
de refa mihevina kou!!AAAATCHOOUM! de misy miteny hoé :AMBOA! :D :D :D 8O 8O
17. rush
(
03/05/2008 16:42)
hafa ndray: - Ho entiko ary an-dohasaha mangina i Grity, dia...
- Tsy hain'ialahy nga lay hoe: "aza ny lohasaha mangina no jerena, fa Andriamanitra an-tampon'ny loha"?
- Hitabataba kely aho aloha, dia tsy ho ao intsony izy e!
- Dada ve mahay an'ilay tsianjery oe ra misy manome?
- Eh! inona lesy ny tsianjery tsy hain-tsika a!
- alefaso ary oe mbo ianarako!
- raha misy manome, taoka bdb, kinga miteny oe asivo tsaky be!
- Tany ampiangonana...
-Inona ry Bitaka ny ao aorian'ny "Mardi gras"?
- Mercredi gras mompera!
- Lavenona ry ... fa tsy zany a!