Benoit XVI : avant deriner Pape avant la fin de Rome?

1. xxx ( 01/05/2008 14:01)
Asa na ho marina na tsia ny faminanian'i Saint Malachie :
i Benoit XVI izao no 111eme Pape , izany hoe farany tamin'ny lisitra nomeny .
"Dans la dernière persecution de l'église chrétienne siégera Pierre le Romain qui ressemblera ses brebis dans les nombreuses tribulations. Celles ci terminées, la cité aux 7 collines sera detruite et le juge redoutable jugera son peuple".

Mahalasa saina efa ho akaiky ve ny farany?
répondu par xxx le 10/05/2008 13:50
2. ikaretsaka ( 01/05/2008 14:14)
fa maninona no manao xxx?

fanamarinana kely: papa faha 266 i Benoit 16 ka!

tsy misy mahalala ny farany "na ny zanany aza" hono! ka aoka "tsy hatahotra tsy hangorohoro ny fonareo fa ny foiadanany no efa nomena anareo"

donk tsary nitombina le izy fa resak'eh
3. ikaretsaka ( 01/05/2008 14:46)
http://www.newadvent.org/cathen/12272b.htm
ny filaharany
4. pissoa ( 01/05/2008 15:28)
Tsy ny Papa rehetra no nisainy, fa ny papa nanomboka tamin'ny taona 1143 :-D :-D :-D

xxx : aza laozana lasa saina eo fa ataovy ny atao :-D :-D :-D
5. ikaretsaka ( 01/05/2008 15:35)
tsy azoko hoe maninona no t@ 1143vo nandeha ny kaonty "baoritra"
6. pissoa ( 01/05/2008 15:41)
Satria tamin'ny 1139 no natao le faminaniana, dia toa tamin'ny 1143 no nisy fifidianana Papa taorian'io :-D :-D :-D

7. fijo ( 01/05/2008 21:07)
io indray le resaka fampitahorana,fa izy ity ve tsy misy hafa tsy fampihorohoroana e.efa 2000 taona lasa izay no hoe hoavy ny farany.izao ity ny 2008 mbola vao tsy lavitra ny voalohany,ka aza manahy e
8. xxx ( 07/05/2008 06:48)
Tsy faran'izao tontolo izao ka, fa faran'i Vatican amin'izao endriny izao, tsy faran'ny eglizy katolika koa fa amin'ny eritreritro mety hisy fiovana ngeza be ao anatiny rafitra rehefa ho avy ilay fotoana hisedran'ny eglizy olona goavana . Io Pierre le Romain io izany no farany hiaritra ny fisedrana rehetra dia ho tapitra hatreo ny rafitry ny eglizy vaovao.
Marina ny lazain'ny namana etsy ambony manomboka amin'i Pape Innocent II ilay fanisana
9. fijo ( 09/05/2008 21:54)
izany hoe ahazo manambady ny pretra??milay ka
10. xxx ( 10/05/2008 13:50)
eny wa @ zay tsy miafina tsony :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4227