brrrrrrrrrrrrrrrRRRRRRRR

1. xxx ( 30/04/2008 16:11)
fahasalama ve ny mangetotra?
répondu par Bigma le 14/05/2008 13:03
2. ikaretsaka ( 30/04/2008 16:17)
eny.
zavatra voajanahary rehetra dia fahasalamana aby
3. Veloo ( 30/04/2008 17:11)
ary maninn no atao oe brrrrrrRRRR ilay izy angaha zany ny feony? hihihihihihi
4. sakaizakely ( 30/04/2008 21:12)
Veloo>

tokony natao hoe prrrrrrrrrrrrrrrrrrout =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. mignone ( 30/04/2008 21:21)
:-D :-D
6. ratonga ( 30/04/2008 21:45)
ty marina no tena resaké =)) =)) =))
7. ratonga ( 30/04/2008 23:08)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

8. tess ( 01/05/2008 06:23)
ny etotra hono tsy mba fahotàna
fa reglemanta ny fahasalamàna

refa tsy de en forme iny refa mamoaka rivotra kely , azoazo ery ny aina ....
9. akamatiana ( 01/05/2008 06:49)
neveriko fa pubn'ny coca cola le brrrrrrrrrr kle , kay zavatra hafa :-D :-D :-D

ie fahasalamana ny nangetotra , ny zokinay ray zay a raha tsy mangetotra izy refa mifou de harary izy zay :-P
10. Belami ( 01/05/2008 18:26)
an an an, milay be io , aleo aza izy atao maneno de tsy de misy fofona firy, fa raha vao tazonina io mampiataka reefa mitsifotra tsyheno iny =)) =)) =))
11. sytl ( 02/05/2008 10:36)
:roll: :roll: etotra tsy tana tsy maha be fahotana hoy dkotera ao tsaralalàna fa reglemantan'fasalamana! :lol: :lol: ,fa misy olona mangetotra fôna isan'andro efa ho impolo mandefa rivotra iany ao antin'ny 1 andro!
12. niryna ( 03/05/2008 03:32)
Veloo:

ary maninn no atao oe brrrrrrRRRR ilay izy angaha zany ny feony? hihihihihihi

ny aty indray ppp...poupppp

:D
hetotra tsy tana ,tsy maha fahotana fa reglement-ny fahasalamana
angaha tsy tadidinareo io teny io fahiny .
Dia misy ihany koa hoe azafady ry vahoaka fa hisy zavatra hipoaka....
misy izy brr...tsy maimbo fa rivotra fotsiny fa misy izy tena ,potika ny trano
vokatry ny sakafo na zavatra tsy zaka.
mba fantatrareo moa fa na ny alika aza dia mandefa rivotra maimbo be ?
ny tsy azo afangaro fotsiny dia ny fihinana trondro sy ny ronono fa tena manenobe eo ny kibo sady ......
13. ainaheri ( 05/05/2008 04:57)
maita kozina mitsy nareo reto aa!!

Ry xxx zany ka feon'etotra kou atao brrrrrRRRR,lol,ngah mbola matsiaro bibil :-D :-D :-D
14. ari.malala ( 05/05/2008 08:42)
:-D :-D :-D
15. Bigma ( 14/05/2008 13:03)
Le manao hoe ptsssouf izy no tena mandrava tsena :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3795