hevitra vaovao

1. rajoelina ( 28/04/2008 14:32)
hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!:)

misokatra adihevitra
répondu par kiadi le 30/04/2008 13:15
2. ikotoleta ( 28/04/2008 15:02)
elà nga TGV?
3. rajoelina ( 28/04/2008 15:08)
ikotoleta: za rajoelina ka! :) fa aiza elah mahita TGV eo?
4. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:17)
rajoelina:

hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!:)

misokatra adihevitra



inona no antony mahatonga an'iualahy miteny iznay rajou?
io aza tsy azavain'ialahy akory hoe satria nahoana?
5. rajoelina ( 28/04/2008 15:21)
ikaretsaka!!!
hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!:)

elah anga i hery? =))=))
6. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:27)
ka tsy mahazo manontany ve hoe satria maninona na tsy hery aza?
7. lanto ( 28/04/2008 16:43)
Izay zavatra mandalo ao an-tsain'i rajoelina rehetra d mila iaraha-midinika dôly :-)
8. tess ( 28/04/2008 17:10)
lanto :-D :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 28/04/2008 17:15)
lanto> fa efa hoe tsy ampy ny sainy hahafahany handinihany azy samirery ko... mazava anie izany e
10. kiadi ( 28/04/2008 17:30)
elah wa no tokony fohanana :evil: :evil: :-D :-D :-D
11. ainaheri ( 28/04/2008 18:05)
:-D :-D :-D :-D kiadi
12. Ralay ( 28/04/2008 18:25)
9
. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 28-04-2008 19:30:07
Lohateny : Re : hevitra vaovao
elah wa no tokony fohanana


Mitovy hevitra @ kiadi
rajoelina> Tokony elà mihintsy angamba no foanana tsy hiditra eto intsony fa tsy ny serasera . :P
ikaretsaka!!!

Voalaza teo :
hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!

elah anga i hery?

forum= mahazo milaza ny heviny ny rehetra fa raha ho an'i Hery irery dia hafatra alefa.
13. xxx ( 28/04/2008 18:31)
rajoelina:

hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!:)

misokatra adihevitra


sady mila ampianarina mahalala fomba kely i rajoelina, efa mba roapolotaona mahery iany ve tsy hahalala fanajàna olon-dehibeny
hery = sefo= >>>>>>>zoikini rajoelina lavitra be ka tokony tsy hatao hoe elah na leisy izany ;-)


14. mbaliana ( 28/04/2008 18:41)
ny fahitako azy dia olona be fialonana .. tsy mahavita ny vitan'ny sasany dia manenjika sisa no mba hainy
15. ikaretsaka ( 28/04/2008 18:50)
ary noheveriko fa 12 ans ange i rajou e.. kay ve efa 20 mahery e
16. Veloo ( 28/04/2008 18:56)
rajoelina> Tokony elà mihintsy angamba no foanana tsy hiditra eto intsony fa tsy ny serasera


tssssssss avelaonareo i rajou e.....
17. rajoelina ( 28/04/2008 19:21)
13. Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 28-04-2008 20:41:26
Lohateny : Re : hevitra vaovao
ny fahitako azy dia olona be fialonana .. tsy mahavita ny vitan'ny sasany dia manenjika sisa no mba hainy

mbaliana: mbola tsy haiko zany mialona zany, sady tsy tiako hianarana.

Ra manenjika indray kosa alou de haiko tsara, fa resaka baolina ihany. ok?

;-)
18. ikaretsaka ( 28/04/2008 19:26)
mbola tsy haiko zany mialona zany, sady tsy tiako hianarana.

efa io asehon'ialahy io kanefa!

19. kiadi ( 28/04/2008 20:01)
f'anga efa misy 20tna i kôlta eh? averiko fa zaza 10 tôna ange eh!
finalement miheritreritra zah oe aleo tsy fohanana ihany lery fa manjary tsisy himehezana ny serasera :-D :-D :-D
20. yonikafopl ( 28/04/2008 20:35)
=)) =)) =)) =))
:miam: :miam: :miam: aleo sady minana popkorn iany mamaky ty mbo hevitra vaovaon-drajou ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3182