inona kou no azo hatao beignet?

1. sytl ( 24/04/2008 15:33)
efa natao daolo zao karazana retra zao ,carotte,akondro,chou fleur,pomme,sns...de in kou no mbola azo atao?fa ny eo iany no miverimberina! :-w
répondu par haritianah le 19/06/2008 22:10
2. pissoa ( 24/04/2008 16:42)
prawns :miam: :miam: :miam:
3. fasaly ( 24/04/2008 17:09)
ananas azo hatao beignet de avy teo flambéna kely....

4. melody ( 24/04/2008 20:34)
azo atao beignet koa na ny poivron, courgette, aubergine fa atao tena manify, mangetout.... dia mazotoa ary e!
5. Belami ( 24/04/2008 21:27)
fa ahoana zany carotte baignet zany?
6. dziana ( 25/04/2008 07:09)
Ny karazana haninkotrana Oh mangahazo patate douce ... .Na alao salé na atao sucré mety daholo dia mazotoa e!
Dia ny saonjo masaka koa azo hoanina miaraka @ sauce trondro! :-P
7. sytl ( 25/04/2008 08:28)
carotte beignet:râper ny carotte atonony ny habeny eo @7 eo,asiana farine 250g ,atody4,ail,oignons,poivre,sel,afangaro daolo reo tsy asiana rano fa mitera-drano lé carotte avy eo,d endasina tsikelikely otran'ny manendy mofo sakay io!de zay ,matsirouu!! :miam: ôtraôtran'io lazain'i melody io iany!
8. kallie ( 27/04/2008 17:56)
lé mange tout ko no mbola tsy itako
lé anikotrana ve tsy tode mahatofoka? efa anikotrana mbola ho fonosana lafarina iàny d endasina?
9. karinah ( 28/04/2008 07:46)
tsara be, ny patate douce atao beignet kah! :miam: :miam: :miam:
10. ramangididy ( 28/04/2008 13:15)
Azo hanaovana beignets koa ny sakay ka! ireny sakay fantsin'akoholahy ireny, le tsy masiaka an! Asa aloha raha misy mahatanty fa raha sahala @ ny ahy dia sakay tsilanindimilahy ireny mitsy no ataoko e, fa ny @ ny zanako no ataoko zavatra hafa!
11. ikotoleta ( 28/04/2008 15:05)
trondro sy hena
12. sytl ( 28/04/2008 15:35)
aôna kou zany trondro sy hena zany :-w ,hazavao azafady hoé!!
13. dziana ( 02/05/2008 14:07)
Ny pirina kely lena ( fa tsy foza orana an!) koa azo atao beignet saingy tsy atao be epices loatra refa manafangaro azy sady tsy andrahoina le pirina fa tonga dia afangaro @ izy mbola manta iny ;dia tsy atao matsatso sira loatra koa fa manjary mampatofoka be. Mba andramo ange e!Miammmm !!! Tsara!!
14. rapala ( 09/05/2008 09:15)
sytl, raha ny tena marina akia izany dia azo atao beignet daholo ny rehetra a ka anjaranao no mba manao fanandramana d hilazao zah :-D :-D :-D :-*
15. mirarisoa ( 30/05/2008 16:26)
vonina korizety
16. haritianah ( 19/06/2008 22:10)
Le sakay lavabe reny lé mbola tanora no jerevo fa ts masika reny lé maintsomaintso tanorany lokony fa ts maintso be de vakio roa ts atao tapaka lé tahony iny an dé sesefana totokena efa nolaroana epice dia asoka atao begnet fa tsara be.
Ny crevette koa lé miaraka @ lohany sy rambony iny asoka @ patte na begnet fa tsara.
Ny laisoa koa.
Ny henabaolina koa atao boribory tsara de asisika amina kakazona masikita dia aveo asoka @ pattena begnet de endasina ko tsara bé.
Dé refa manao ry sytl de mba atsoy zhay é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3671