Fihaonana Namana Serasera aty Rome 14-18 aout 2008
1. Angie
(
23/04/2008 20:36)
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,
Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances kely indray eto Rome Italie.
Fihaonana Namana Serasera aty Rome 14-18 aout 2008 Minimum 3 nuits (14-17 Aout)
Programme:
date d\'arrivée 14 aout
tokony ho tonga ny 14 daholo farafahatarany zany hoe tonga avant tsy manina koa
15 aout
-Tour de Rome (avec guide: français, anglais, allemand)
- Soirée Namana Gasy + Namana Serasera
16 aout
- plage party Namana Serasera (matory maraina aloha)
- discotheque (facultatif)
17 aout
- Maraina libre, fa zay mazoto afaka manao plage party njay
- Soirée Akama Namana
18 aout
- Départ
Participation: PAF 95 euro (3 nuits) PAF 120euro (4nuits)
Euro 25/jour dia arakaraka na 3 nuits na 4 nuits ou + (3 nuits minimum)
+ Euro 20 (transport sy guide ary participation @ sakafo)
Ny ankizy moins de 12 ans Euro 20/jour + Euro 16
Ny ao anatin\'io:
-diner 14: pizza party
-petit dej 15, 16,17,18
-dejeuner 15 (mbola jerena hoe inona mdr)
-diner 15 (soirée io)
-dejeuner et diner 16 (picnic - barbecue party plage)
-dejeuner et diner 17 (mbola jerena hoe inona no laoka)
Boisson en sus
NB: ny fisoratana anarana dia hatramin\'ny fin mai ary mila mandoha 25 euro en avant zay mbola omena eto ihany ny fomba hanaovana izany.
Marihina fa maximum 40 places ihany no azo atolotra
efa 13 tsika zao.
Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa hafatra
Mianjy anareo ary o
Kiss dia ampy njay aloha zany

répondu par jobamilay le 04/08/2008 22:01
2. Angie
(
23/04/2008 20:45)
NB:
- Ny sakafo amin'ireo dia ataontsika Namana ihany fa tsy atolotry ny hotel akory (afatsy ny petit dejeuner). Ka ho an'izay tonga aloha na mijanona elaela dia hafa ny prix ankoatr'ireo date ireo.
- Raha mba misy manana kg maromaro ka mba afaka mivatsy :boisson toy ny bonbon anglais, THB, Dzama, Punch sns na koa koba ravina bongou, voanjobory sns dia hiangaviana mba hilaza ihany koa fa tena mba ilainay izany o. Misaotra mialoha.
Izay mila fanazavana hafa dia afaka mandefa hafatra.
Tsiky dia ampy :D

5. colar
(
01/05/2008 04:52)
fa zao alo e,tsy voatery hitovy revy daholo ny ol tonga aty,za manokana tsy ty boite,nefa b ko ny ty,zay mankany am boite d mankany zay tsy ty d miaraka amiko any am ranomasina miaraka am gitara sy dite mafana,vazo b,cabaret,mitondra farara,korintsana zay manana,milay b zao ra misy sipa mahay mihira an
8. fasaly
(
01/05/2008 20:03)
colar:
fa zao alo e,tsy voatery hitovy revy daholo ny ol tonga aty,za manokana tsy ty boite,nefa b ko ny ty,zay mankany am boite d mankany zay tsy ty d miaraka amiko any am ranomasina miaraka am gitara sy dite mafana,vazo b,cabaret,mitondra farara,korintsana zay manana,milay b zao ra misy sipa mahay mihira an
même refrain tam heritaona ito hiranao ito ry colar
:wink: :-D
9. rastafarai
(
01/05/2008 23:32)
:oops: Fa angah efa taty nareo t@ herin-taona!!?
:-D Misy b vinany mitsy eto Roma eto :-P

10. tess
(
02/05/2008 02:47)
rastafarai: ié efa tany aho tam eritaona klou! fa milay i colar io ka! hummm asiny anlay mitendry glita sy lmihira an'i ambodnrona aoka fotriny wa! :P
12. tess
(
04/05/2008 13:47)
enao kosa rastafarai mbola tsy namana mavitrika tato tamzany de zay no tsy nandrenesanao azy! :°)
16. Ryana
(
06/05/2008 13:51)
MAnao ahoana,
MIsaotra fa voavaly ny fanontaniana napetrako teo.
FAnontaniana hafa: AIZA SY AHOANA NO FISORATANA ANARANA???
Misaotra,
Ryana

Angie:
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,
Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances kely indray eto Rome Italie.
Fihaonana Namana Serasera aty Rome 14-18 aout 2008 Minimum 3 nuits (14-17 Aout)
Programme:
date d\'arrivée 14 aout
tokony ho tonga ny 14 daholo farafahatarany zany hoe tonga avant tsy manina koa
15 aout
-Tour de Rome (avec guide: français, anglais, allemand)
- Soirée Namana Gasy + Namana Serasera
16 aout
- plage party Namana Serasera (matory maraina aloha)
- discotheque (facultatif)
17 aout
- Maraina libre, fa zay mazoto afaka manao plage party njay
- Soirée Akama Namana
18 aout
- Départ
Participation: PAF 95 euro (3 nuits) PAF 120euro (4nuits)
Euro 25/jour dia arakaraka na 3 nuits na 4 nuits ou + (3 nuits minimum)
+ Euro 20 (transport sy guide ary participation @ sakafo)
Ny ankizy moins de 12 ans Euro 20/jour + Euro 16
Ny ao anatin\'io:
-diner 14: pizza party
-petit dej 15, 16,17,18
-dejeuner 15 (mbola jerena hoe inona mdr)
-diner 15 (soirée io)
-dejeuner et diner 16 (picnic - barbecue party plage)
-dejeuner et diner 17 (mbola jerena hoe inona no laoka)
Boisson en sus
NB: ny fisoratana anarana dia hatramin\'ny fin mai ary mila mandoha 25 euro en avant zay mbola omena eto ihany ny fomba hanaovana izany.
Marihina fa maximum 40 places ihany no azo atolotra
efa 13 tsika zao.
Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa hafatra
Mianjy anareo ary o
Kiss dia ampy njay aloha zany
17. mangidy
(
10/05/2008 18:23)
Colar dia omano aza ny cahier de chant a! ianaro tsara ilay hirako iny fa efa ela ihany "aiza izy izay"sy ilay misy kalo hummm
mandrampihaona e!
mandrampihaona e!
19. colar
(
15/05/2008 10:19)
to otran hanao cabany seul i mangidy sy mamy ra zao nomitohy an,any ostia,sady any misy mer milay b,omany ny tsaky ry rasta a,ny mams,