hiran'ny fahazazana!

1. kiadi ( 22/04/2008 19:06)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/scorpion/video/x2v41m_scorpions-still-loving-you_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mickael%2Bjakson/video/x1s1bd_michael-jackson-billie-jean_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/europ/video/x1hw9c_europe-final-countdown-1985_music
samy mamôka zay ba tiny t@ zany! :wink:
répondu par kiadi le 23/04/2008 19:04
2. kiadi ( 22/04/2008 19:19)
ito adinoko rankizy an!
http://www.dailymotion.com/playlist/xef0l_musiczen_80s-videoclips/video/x7xy2_wham-careless-whisper_music
3. Belami ( 22/04/2008 19:21)
ialahy ty aza sao dia :snif: :snif: :snif: irery ao?
4. kiadi ( 22/04/2008 19:24)
http://www.dailymotion.com/playlist/xef0l_musiczen_80s-videoclips/video/x85im_usa-for-africa-we-are-the-world_events
5. melody ( 22/04/2008 19:26)
tena tiako i Wham sy Scorp fa ny ahy mandihiza rahitsikitsika no tena mbola tsy matiko lolo tena hirany fahazazana mihintsy io re saingy tsy misy ao @ youtube na dailymotion :(
6. kiadi ( 22/04/2008 19:30)
:-D :-D :-D
7. kiadi ( 22/04/2008 19:31)
tsy fahazazana tà bola nanao tsikonona ange zany ry melody eh! fa fahazazana le nanomboka ba nitia reny!!! :wink: :wink:
8. kiadi ( 22/04/2008 19:32)
http://www.dailymotion.com/playlist/xef0l_musiczen_80s-videoclips/video/x3ovn_nikita-elton-john_family
9. melody ( 22/04/2008 20:42)
ay ve ry kiadi e, ary tsy mba nazavainao hatraminy voloany ange ilay izy e :-D :-D :-D
10. kiadi ( 22/04/2008 20:47)
melody>[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/D_PUNC_1.GIF[/IMG]
=)) =)) =))
11. melody ( 22/04/2008 21:06)
=)) =)) =)) =))
12. kiadi ( 22/04/2008 21:09)
:-D :-D :-D :-D
13. melody ( 22/04/2008 21:57)
efa mivila mihintsy ve ranga ny vavanay dia mbola ataoanao box ihany :-D :-D
14. tslem ( 23/04/2008 02:24)
ity roman d'amitié
dia ity eternal flame
dia ity especially for you
ary ity sorry



reo klou no tadidiko fa mbola misy bobaka be :)
15. tslem ( 23/04/2008 02:34)
Tena mamoha fotamandry le kiadi kle,zao ny oul lasa nanao recherche be tak ninn



http://www.dailymotion.com/video/xy69i_wet-wet-wet-love-is-all-around_music

http://www.dailymotion.com/video/x4lv0l_boyzone-love-me-for-a-reason-live_music

http://www.dailymotion.com/video/xdqi7_boyzone-words_music

http://www.dailymotion.com/video/xi2yz_dj-bobo-there-is-a-party_music
16. tslem ( 23/04/2008 03:04)
17. kiadi ( 23/04/2008 07:01)
hotran'ny azoko antsaina zany i tslem le mpanenjika boum ataoandro! :-D :-D :-D efa tsy generationko tsony aloha le refsaka boysband fa laingalainga eh!! efa nanomboka lehibebe zay tamireny! :-D :-D :-D
fa io wet wet wet io ko bola tadidiko!hita mintsy oe sipa tslem fa ho sipa doly no tena tia an'ireo hira reo! :-D :-D :-D
18. yonikafopl ( 23/04/2008 13:49)
13. Mpandefa : tslem [ Valio ] 23-04-2008 04:24:02
Lohateny : Re : hiran'ny fahazazana!
ity roman d'amitié
dia ity eternal flame
dia ity especially for you
ary ity sorry



reo klou no tadidiko fa mbola misy bobaka be


reo hira reo le fanaovana slow hummmmmmmmmmmmmm, namikipikitra mihintsy tamzany, nenay tany Ambatondrazaka am le bal de fin d'annee iny an, de ampiana an le sacrifice an Elton John ,

Mampahatsiaro ny fahiny
:( :( :(
19. kiadi ( 23/04/2008 13:57)
kay zay ny lohahevitra ange eh! de ba tadiavo de avohay eo ko ry yonika ny hira sy mpihira ba nankafizinao fahiny an! :wink:
20. milaibe ( 23/04/2008 18:00)
Slow manitra be reny ry yonika ,matory eo ampandihizana mintsiny tsy te hiala fefa miakatra ny tosi-drà hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0562