milay kosa ny reviny saka ra toy zao

1. naughtyboy ( 21/04/2008 17:31)
http://www.youtube.com/watch?v=eZZXkd7l8Zc# :-D :-D :-D
répondu par endrika01 le 29/04/2008 18:14
2. tsiambaratelo ( 22/04/2008 11:02)
Indray mandé ty saka hono,natsoin'izay totozy 'zay:-D:-D:-D
3. naughtyboy ( 22/04/2008 16:07)
tsiambara3>de ahona mo ny tohiny??efa henoko io fiteny io fa tsy tadidiko..
4. ni81 ( 22/04/2008 16:13)
Andao isika samy hatono
ka ho hita izay tsy may
Ny totozy no nialoha
nototofana kitay
andraso² hoy izy aloha
niady lavaka izy hay
Areheto @ zao...
5. endrika01 ( 23/04/2008 11:41)
naughtyboy>zah mahatadidy ny tohiny ô.
mbô omeo mosoara ary nglou hanohizako
aziny e,ataovy be d be leu mousouaraaa a,
de miverina eo zah lefa avy eo!!!! :snif: :snif:
6. naughtyboy ( 23/04/2008 17:15)
:-D :-D iny njay no tsy arako ry endrika zany v?miverena klo de alefa le mosoara..
ni81>>tena zay maintsiny fa mbola misy tohiny hafa ngamba izy io satria otrany tantara kely milaza ny hafetseny totozy :wink: :-D :-D
7. tsiambaratelo ( 24/04/2008 11:23)
zah tsy mahay ,zah leu nitondra kitay
hampiretana afo!handrahoana ....tsy tadidiko kou hi hi hi =)) =)) =)) =)) =))
8. ni81 ( 24/04/2008 19:32)
Andao isika samy hatono
ka ho hita izay tsy may
Ny totozy no nialoha
nototofana kitay
andraso² hoy izy aloha
niady lavaka izy hay
Areheto @ zao...
tsy mety tsaroako ilay tohiny eo aorian'io areheto io

Fa ny saka kosa hono
ny hiady lavaka tsy hainy
Tao izy dia voatono
ary tapitra ny ainy.
9. tsiambaratelo ( 27/04/2008 09:47)
de iza wa no nampirehatra ny afo e,de iza no nitsofoka tao taloha!!!
mbô tohizo kely mou e,de nijery fotsiny ve ny pokona ?
ry zareo totozy sy ny saka?otsany hitako ery le film :-D :-D :-D
10. endrika01 ( 29/04/2008 18:14)
ni81>mbô ratsy saina be kosa le totozy e!:snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7927