sarak'olontiana

1. mireille ( 21/04/2008 04:46)
manao ahoana isika o !
mba mitady ny tonon'ilay hira "raha sarak'olontiana", azafady mba andefaso zay manana, ny mpihira aloha dia tsy fantatro, fa vehivavy roa no mihira azy.
Dia misaotra mialoha o.
répondu par ni81 le 21/04/2008 18:52
2. ni81 ( 21/04/2008 18:52)
Raha toa ka sarak'olon-tiana
Dia aza ariana ny fitsikiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
Izay hirariana ho feno hamamiana

Tsy tsaroako ny tohiny fa ny tarika MR RAZAFY no mihira an'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1127