Beazo ahalala ny tokony ho fidiana ny olona raha mahay

1. Jeankely ( 19/04/2008 04:18)
Raha tena mihevitra ny hampandroso ny firenena ary dia beazo ahalala ny tokony ho fidiany ho solontenany ary ahavita ny hampandroso ny tanindrazany ny vahoaka. Raha resaka taitaitra hanongana nefa tsy hita ho aiza dia tsy mitondra vokatsoa. Mazava ho azy koa fa raha ny hanomeno ny lamosinay hatao soavaly taingenana hakana seza koa dia efa lavitra ny afo ny kitay. Tsisy hiarovana ny voalaza tsy mahafaty baolina saingy tsisy antony koa ny andaniana andro amin'ny poakaty.
répondu par Jeankely le 19/04/2008 13:28
2. kanota ( 19/04/2008 07:24)
Tsy mila ampianarina io fa tonga ny fifidianana zaraina zavatra ny noana dia vato izay.
3. Jeankely ( 19/04/2008 13:28)
Iza no doninao @'ny kanota ary ny vahoaka sa ny mitomany ho favy sa ny tenanao? Tandremo ihany sao mamely tena :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.038