handeha mba hiomehy kely....
1. xxx
(
18/04/2008 20:58)
Tao amin'ny Hopitaly:
H: Fa naninona ianao rangahy ity no naratra be ohatr'ity?
F: Voan'ny eksidan zà e !
H: Marina mafy hoe
F: Voadonan'ny tômambila klo zà !
H: kiiiiiii !
F: Dia vao niarina dia notrongisin'ny kamiô
H: ???
F: Avy eo dia nofahon'ny elisikôptera !
H: Aza mampiresaka kosa e
F: Mba heeeee! Dia avy eo dia nitsahin'ny rôplàna !!
H: Aoka hijanona rangà, fa naninn anao zà no tantarainao bôbara a !!
F: Bôbara amin'ny ahoana e, rehefa tsy matoky nareo dia ndàna anontanio le
tompon'ny le sôvaly di boa itsy!
H: Oay sàannn a !
:-D :-D :-D kerimesy malagasy ô!
répondu par ari.malala le 29/04/2008 14:21
3. tess
(
19/04/2008 11:46)
:-D otran'ny hitako maso mitsy nge lery mitolona anlay zvtr bedb e! :-D de hoe voahosy hono zany! an-jaza en plus lay soavaly di boa :-D
6. tsiambaratelo
(
19/04/2008 17:13)
Zà kounkou nihevitra we bôbara,kay tena nitsirara!Hi hi hi=))=))=))
8. endrika01
(
23/04/2008 11:47)
tapaka ny tsinaiko ry xxx a!mahatsiaro an le
mitaingina soavaly diboa!atoseo mafimafy e,
kay nipitika teny @ bozaka!!!!fetin'ny semaine de la bierre
tsara t@ zany! =)) =)) =)) =))
mitaingina soavaly diboa!atoseo mafimafy e,
kay nipitika teny @ bozaka!!!!fetin'ny semaine de la bierre
tsara t@ zany! =)) =)) =)) =))
9. dziana
(
23/04/2008 14:23)
fa nedala ve anisan'ilay nitaingina sa nanosika?asaivo maka permi lery @ manaraka raha mbola sahy =)) =)) =)) :lol: :lol: :!:
Dia nahazo certificat medical ve?? hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D
Dia nahazo certificat medical ve?? hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D
10. mmmhh
(
23/04/2008 15:13)
mitaingina soavaly diboa!atoseo mafimafy e,
kay nipitika teny @ bozaka!!!!fetin'ny semaine de la bierre
tsara t@ zany!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))