Hoy i SARKO t@ i RAVALO .....
1. xxx
(
17/04/2008 13:22)
Hoy i SARKO t@ i RA8 ,mais pourquoi vous venez ici en FRANCE que pour mendier tout le temps ,je sais que ton maire RAJOELINA était là ça faisait qque temps et la FRANCE a accepté de lui donner de l'aide et maintenant encore !Il faut travailler plus pour gagner plus ! c'est ma devise ...
Je sais que tu es un homme trés fort à Madagascar , tu as beaucoup d'entreprises .C'est quoi ta devise ?....
Moi msé le prezidà SARKOZI ze di à mes amploaié :TRAVAILLE PLUS POUR GAGNER MOAIN!!
!!!!! :-D :-D :-D

répondu par Jeankely le 17/04/2008 15:31
2. Jeankely
(
17/04/2008 13:28)
Ny tenanao xxx ihany no voadona voalohany fa tsy hoe malaza akory amin'izany. Raha tsy mahay ny Prezida, mba ahoana ny olon-tsotra. Mahay be sy misavoana ary mibaiko ny vazaha ve sa mba mpamafa ny tranon-dry zalahy ?
Raha Malagasy no milaza hoe miasa ihany no izy dia tsy ara-dalana fa i SARKO dia mety. Izay ilay saina marary koa. F'angaha moa RAJOELINA mangataka ho an'i Madagasikara sa ho an'izay hiadidiany. Sao mba marary koa ilay miteny satria hafa ny firenena ary hafa ny Antananarivo. Sa nitady ho an'i Kandreho RAJOELINA ?

3. patrick2002
(
17/04/2008 14:13)
Sa nitady ho an'i Kandreho RAJOELINA ?
Ka raha sahala @ president mahafatifaty anao io aloha dia ho vitany izany handefa an'i Rajoelina ho an'i Kandreho eh ,tsy mahalala akory hoe misy anie izany Droit sy Administration public izany .
4. ikalapeta
(
17/04/2008 15:10)
xxx:
Hoy i SARKO t@ i RA8 ,mais pourquoi vous venez ici en FRANCE que pour mendier tout le temps ,je sais que ton maire RAJOELINA était là ça faisait qque temps et la FRANCE a accepté de lui donner de l'aide et maintenant encore !Il faut travailler plus pour gagner plus ! c'est ma devise ...
Je sais que tu es un homme trés fort à Madagascar , tu as beaucoup d'entreprises .C'est quoi ta devise ?....
Moi msé le prezidà SARKOZI ze di à mes amploaié :TRAVAILLE PLUS POUR GAGNER MOAIN!!
!!!!! :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D dormir plus pour rêver plus,lollllllllllllllllllllll
5. Jeankely
(
17/04/2008 15:31)
Averiko fa raha mampiomehy sy tsy mahay ny Prezida dia samy hiomehezana daholo rehefa Gasy ivelan'ny taniny satria hoe izao no mpitantana. Noho izany tsisy mahafaly ny mitanisa ny tsy fahaizana. Tena "Public Administration" mihintsy raha tsy mahay ny lesonao ianao ny amin'ny fizahavan'i RAJOELINA ny hetra na fanatsarana ny ao antananarivo fa tsy i Madagasikara na i Kandreho. Asan'ny governemanta izany sa efa izy no governemanta fantatr'i Sarko ? Efa mampiady ny iray trano izany. Tsy menatra fa misolelaka vazaha nefa dia mahagaga fa lazaina indray avy eo fa avelan'i fitondrana manjaka ao Madagasikara ny vazaha. Inona no tena tiana hambara fa mifandringotra ?