Na mitsonika na tataka mitete tsy miala io
1. Jeankely
(
17/04/2008 09:14)
Arosoy ny anao raha mahavoa fa ny vaky sy mitete aza tsy voadonanao koa inona izany no maha izy anao ?
répondu par Jeankely le 19/04/2008 00:12
6. Jeankely
(
17/04/2008 15:34)
mitete nefa milelaka sy mitroka avy ao ambany ihany. Ianareo no nilaza fa tsy izaho. Izaho miteny hoe na ahoana na ahoana tsy mbola resinao hatramin'izao. Mba menatra amin'ilay mihevitena mahay nefa tsy maharesy ny tsy mahay. :-D :-P
7. nanas
(
17/04/2008 22:47)
o ry zama Jeankely a! ity ny porofo fa tsy mamely ny olona tohananao, ary profo ny tokony hahatsapany tena fa tsy au niveau izy sy ny olona miaraka aminy @ zao fotoana.
raha tadidinao tsara nanana ekipa vaovao sy manatalenta ambony Ravalo t@ 2002, tao ny sasany no niasa ela dia ela sy azo atao hoe nanana place tsara noho ny menasofina tany Andafy tany, nefa noho ny fitiavan-tanindrazana dia nanapakevitra fa hiverina an-tanindrazana tsy hijery karama fa hanarina ny firenena no tanjona. Inona anefa no nitranga, nandroso ny projet, maty paika daholo ny vola hanaovana an iry sy iry, nisy vita ihany ny asa saingy tsy vita hatramin ny farany satria nidina ny teny avy any @ filoha fa mila haniliana ary ny sosy. Tsy afaka ny hanazava an izany @ vahoaka anefa reo farany, saingy na tiany na tsy tiany dia tsy maintsy mitsara ny asa vitany ny olona. Mazava hoazy fa tsy vita hatramin ny farany ny asa ka negative ny image azon izy reo na dia tsy niankina t@ izy reo aza zany. Ny niafarany ni-demission satria hay ilay olona nantenaina fa hitarika hanao zavatra tsara hay ka mbola gisa mainty ihany, ny voaroaka indirect moa tsy ferana satria mety manohatohana ny benefit-ndry lerony. En plus mbola nenjehin-drafanja indray nony niala.
Samy manana ny tantarany daholo ny olona ni-demission tao fa tadidio fa betsaka ny olona tsara tao ( tao ny minisitry ny fahasalamana, ny fanaovan-dalana sy ny sisa tsy voatanisa

8. Jeankely
(
17/04/2008 23:29)
Soa fa naverinao tokoa ny fisian'ny olona avy andafy Ministra ary mbola ampiako koa fa saika avy andafy daholo na ireo ankehitriny ireo aza. Fa iza no mila aminao fa raha manana "Projet" tsara ianao dia midika izay fa "AZO TANTERAHINA" ? Tsy mety ny manonona anarana fa mba manontany anao aho manana diplaoma avo ary malaza sahala an'io Ministry ny "Economie,Cce,Itrie" io ve ianao ? Dia afaka hilaza ve fa nanoratra boky ary fantatra eran'ny rehettra sahala an'io ianao miteny fa tsy haleany ireo ?
Ho ahy dia tsy vita mora ary miaraka vetivety Madagasikara manontolo ka fampiresahana amiko ny filazana fa misy "projet" ahavita azy fainganabe ary hampanana ny maro haingana. Nanoratra aho teto hoe ny tenanao dia afaka manao dingana lehibe fa ny firenena sarotra satria ao ny mpanimpy hoditr'akondro, ao ny mitetika hanatataka, ao ny faly manimba ary ao ny amporisihin'ny andafy tsynahavita inona.
Ka raha resin'ny tarika tsy mahay ny anao mahay ve no filazana azy ?Tsy mahita lalana nefa milaza mahay. Mba menatra

9. nanas
(
18/04/2008 13:36)
Jeankely:

Voalohany indrindra aloha dia ilaina tokoa ny fananana traikefa matanjaka raha te-hanao asa anakiray, indrindra indrindra zany atao hoe mpitondra firenena zany, @ 99% mba tsy hitenenako hoe 100% ny traikefa sy ny fahaizana dia azo avy @ fianarana an ilay domaine tianao atao. Tsy adala ny orinasa matanjaka rehefa mitady mpiasa dia mametraka hoe: manana experience zao taona, na mahay an ity sy ity, fa tsy hoe zao olona mafana fo rehetra zao akory dia raisina. Izay no mbola mila apetraka kely ao anaty lalana ny gasy.
Example akaiky no raisiko amin ny maha presida an R8 dia tokony ho vo-maitriser-ny tsara zany ny asany , fa tsy oe izy mafana fo dia hoe vita eo foana io. Tsy hoe za tsy baikon iza na iza fa haiko ny hanaovana an io nefa io hita mibaribary io fa tsy alehany. Tsy kilalao akory ny raharaham-pirenena. Tsy haiko aloha hoe mahay be manao ahoana zao ministry ny economie-nao zao, mahay izy izany dia point. Fa ny asa vitany no hitsarana azy e!, tsy mandeha aloha ny tany sy fanjakana amin zao donc tsy mamely koa izy. Ny resaka boritra , ka na ny zanaka presida aza manana boritra nefa fosika koa inona, fahaizamanao ihany no hitsarana ny boritrany na fosika na tena izy.
Ary mba vakio tsara aloha zay voasoratry ny olona vao mi-kredy fa miteniteny foana sy faly hanohitra ny hevitry ny hafa fotsiny. Za tsy niteny mintsy hoe projet-nentin ireo na natolotr ireo olona ireo ny projet resahiko ery ambony. Averiko indray mandeha dia mba sokafy tsara ny maso rehefa mamaky. Tsy reo minisitra reo akory no nametraka ny projet tany amboalohany fa R8, efa vita doly ny teti-bola rehetra ity hanaovan an itsy, iry ny an ny fampianarana, iry ny an ny fahasalamana etsetra. Niarahan ny be sy ny maro nahafantatra zany. Nanomboka ny asany avy ary ny ministra isany saingy teny antenantenany dia nidina ny teny hoe hanesory ny vola ary amin ny fahasalamana na fanaovan-dalana ohatra fa misy anaovana an izao, na nandeha tany amin ny ilaina azy na tsia ireo vola nosombinina reo , zany fanapaha-kevitra zany aloha dia vokatry ilay tsy fananana traikefa . Tsy vita araka ny tokony ho izy ary ny asa napetraka t@ ireo minisitra sasan-tsasany reo. Lazaiko anao fa na dia tsy tokony ho fauteny aza, dia mazava hoazy lasa fauteny satria ny asa vitany no hitsaran ny vahoaka azy. Niezaka nanotany ihany ny fitondram-panjakana ireo olona ireo fa niala maina e! Satria mbola mamy ny mpiray tanindrazana dia naleo niala, niaky hoe tsy nahavita azy, toy izay harahan ny alahelo sy maloto eo anatrehan ny vahoaka, fahendrena angamba tsy nisy hoatran zany. Tsy reo mihintsy no tokony ho menatra fa R8 (sy ianao minananana hanao dingana lehibe io). Nareo zao le mpanipy oditra ankondro fa tsy iza akory, manginy fotsiny ny ataony @ tantsaha @ resaka vary, ronon,hazo, vato, etsetra
Example faharoa:
Raha hanotany anao aho hoe fa dia inona loatra ny capacity an ingahy Patrick Ramiaramanana no sady natao minisitry ny harena ankibon ny tany , avy eo indray lasa minisitry ny sport, dia ho lasa inona indray avy eo? Fa angaha tsy misy olona mahavita an ireo mihitsy. Sa ve fitondrana an ny akamakama araka ilay voalazan I Francis Turbo ty fitondrana ty ka ny etsy ihany no atsipy ery mba tsy hivoahan ny secret angamba a!? Zany koa aloha dia efa vokatry ilay tsy fahaizana an ilay taranja. Tsy ho vita raha hotsongolihana eto daholo sady lava loatra fa aleo ny vahoaka no hitsara. Marina ihany ny teninanao hoe mila sokafa ihany ny mason ny vahoaka sasany fa tsy ampinopinoana fahatany.
10. Jeankely
(
18/04/2008 15:14)
Ka iza ary hono ity mahay ilay taranja ary experience avy nitondra taiza no hilazana fa manana traikefa ilay olona na ianao ? Na hivoaka nana ny vavan'ny tsy mahavita azy na hinananana mandrampahatapaka ny lohany., tsy miala io aloha. :-D :-D :-D :-D
11. nanas
(
18/04/2008 16:48)
Jeankely:
Ka iza ary hono ity mahay ilay taranja ary experience avy nitondra taiza no hilazana fa manana traikefa ilay olona na ianao ? Na hivoaka nana ny vavan'ny tsy mahavita azy na hinananana mandrampahatapaka ny lohany., tsy miala io aloha. :-D :-D :-D :-D
ZAMA Jeankely aloha le karazan olona tsy manaiky ny marina zany mihitsy na tratra ambodi-omby aza e!, fombanareo TIM io, na hita zao fa tsy mamely dia mety foana io no asesika satria tsy te- hihaino ny hevitry ny hafa, complex be no mitondra ny fo dia avy eo ny fo no mibaiko ny sainy, tsy mahagaga raha tsy miakatra le fomba-fisainana, mazava hoazy tsy miakatra koa ny firenena. Hany hery mandrangindrakitra ny hafa rehefa tsy voadona ny hafa, ny fonao no hipoka eo fa tsy an iza akory ry ZAMA Jeankely o!
Ny asolo an R8 misy dia misy ary marobe saingy aleo hangina sao tsipazanareo oditra-akondro aty amboalohany, anareo manko zao ny tananana ka afaka ataonareo tsara zany ohatran ny mahazatra anareo ihany io e! Rehefa tonga zay fotoana izay, mety hitsoaka any andafy oh Ratsiraka ndray koa R8 a! ra-ZAMA Jeankely amin zay mbola minanananana eto, aza hitako aza mahita ahy.
12. Jeankely
(
19/04/2008 00:12)
Ty mety ny mandeha ila. Izaho tsy niteny taminao hoe fatratra ary tsisy kianina io. Olona hafa angamba izany. Ny teniko dia hoe ilay mamahandalitra no abosesiko amin'izay sendra ahy eny rehetra eny.
Ahoana no hilazako ohatra fa mahay mitondra orin'asa aho nefa vao mianatra any ampianarana ary ny lesona any no soratana eto. Ahoana no hanekeko fa manana traikefa amin'ny fitondrana politika itsy na ireroa nefa ny mpikambana ao aminy aza ty mahalala hoe andeha ho aiza ity dia. Ahoana koa no hilazana fa mahay mitondra fanjakana ianao ary traikefa avy nitondra tany andafy ve sa nihainohaino tandafy ?
Manoratra aho matetika fa mbola alavitra ny satria anisany mahantra indrindra i Madagasikara ary apetraky ny olona ao kilasin'ny "Poorest Countries in Sub-Saharan Africa". Koa taiza no nilazako fa tafavoaka izy. Izay TIM araka ny nolazainao dia anjarany izay fa tsisy hidirako fa amin'ny maha vahoaka ahy koasa dia mamaly aho satria mandainga milaza mahavoa nefa tainakoho