Bonbon Jok

1. Belami ( 16/04/2008 19:12)
tena te hihinana bonbon Jok fa ela izay
répondu par ari.malala le 18/04/2008 05:45
2. mandrindra ( 16/04/2008 19:14)
zah manana vraky beeeee
3. ratonga ( 16/04/2008 19:37)
in zany Bonbon Jok klé :roll:
4. ni81 ( 16/04/2008 19:41)
Bonbon vitan'ny JB ve zany e?
5. Belami ( 16/04/2008 20:07)
ratonga : Bonbon vitany JB izy, ohatrany Choco mint sy Pecto ireny
6. ratonga ( 16/04/2008 20:31)
tena pecto ihany no aiko asa na mbola misy zao any na tsia :-P :°)
7. booboo ( 16/04/2008 20:32)
nenà choco mint ! miraraka sahady ny iviko klé ! :miam: :miam:
8. pissoa ( 16/04/2008 20:35)
ny ahy pecto ! mbola misy ny pecto ka :-D :-D :-D
9. ratonga ( 16/04/2008 21:35)
mba zarazarao ary é :°)
10. simplex ( 16/04/2008 22:08)

bonbon anglais
caprice
fresh
thb
alicia
:cry: :cry:
11. kiadi ( 16/04/2008 22:18)
dzama
classica
cay
ketrika
sambo
mangoustan
negrita(vavy mainty mikavona)
st james
hummmm :-D :-D
12. ari.malala ( 17/04/2008 07:46)
tssss ry kiadi d tssss aiza mo no tsy ho lasa aryyyy e ...(kôpy enao?:-D:-D:-D:-D:-D:-D)
13. mmmhh ( 17/04/2008 08:21)
katsaka
tsaramaso
voanjobory
pitipoa
kabaro
14. kiadi ( 17/04/2008 09:43)
neny aribota ko de zah fona no tsy tina!
15. kiadi ( 17/04/2008 10:42)
zavapisotro milay doly reo :-D :-D :-D :-D
16. fabrinah ( 17/04/2008 11:01)
ny ahy bonbon choco mint no tiako, hum hum
17. kelly13 ( 17/04/2008 11:06)
choco mint sy pecto efa nohaniko fa ty jok jok ty raha vaovao b amiko! d aôna ny tsirony?
18. tslem ( 17/04/2008 11:11)
ôtran joker ngambany :-D :-D :-D
19. kelly13 ( 17/04/2008 11:14)
nga misy tsirony ny joker? sa le jus joker io? :-D :-D :-D
20. kiadi ( 17/04/2008 11:17)
thb!hummmm!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1426