Baranjely
1. Belami
(
16/04/2008 19:09)
Tsy mbola nihinana ireny mihitsy aho fa fantatro tsara anefa io Baranjely io.
Ahoana ny tena fikarakarana azy mba hanombohako hankafy azy avy hatrany ho anizay mahay azy tsara ?
Ahoana ny tena fikarakarana azy mba hanombohako hankafy azy avy hatrany ho anizay mahay azy tsara ?
répondu par mangabe le 09/07/2008 16:51
2. mandrindra
(
16/04/2008 19:13)
ataovy sahala amin'ny chips. teteo manify dia apetraho ambony lemba mba hitsika kely ny ranony. asio sira dia endaso tsotra fotsiny.
3. melody
(
16/04/2008 21:20)
mandrindra kosa aloha mahay mahandro sakafo efa hatramin'izay e :miam:
ny ahy indray ry Belami ny fanaovako azy dia hafa, lava be ny fanazavana fa halefako any @ hafatra fa tsara be an!
ny ahy indray ry Belami ny fanaovako azy dia hafa, lava be ny fanazavana fa halefako any @ hafatra fa tsara be an!
5. kelly13
(
17/04/2008 11:33)
aubergine
io hatao chips io kou no mba hitiavako azy
dain kou ty melody, zao za tsy mba mahita an'izany recette milay b ana baranjely zany! tsy d kapôkako lôtra mantsy izy io : :?
io hatao chips io kou no mba hitiavako azy
dain kou ty melody, zao za tsy mba mahita an'izany recette milay b ana baranjely zany! tsy d kapôkako lôtra mantsy izy io : :?
7. mandrindra
(
17/04/2008 16:56)
io atao chips io, arahina hen'omby ( tetehina ho toy ny kodia kely madinika) saosy voatabia sy tongolo tena miam sady slurp beeeee
melody, tsy dia hoe mahay mahandro fa tia mihinanan eee :P
melody, tsy dia hoe mahay mahandro fa tia mihinanan eee :P
8. tess
(
17/04/2008 17:51)
ny ahy tetehiko ataoko tranche manify manaraka ny halavany, tsy manify loatra an! dia ampandalovina anaty atody sy la farine voakapoka épicés, dia endasina ambadika sy ambadika fa matsiro.....
9. melody
(
17/04/2008 18:05)
kelly13, ka ny resaka eto sakafo malagasy daholo ny ahy indray tsy dia izay lotra ny r7 momba an'io baranjely io fa raha tia 'houmous' indry dia lazaiko andry ny fanaovana azy ary dia tena tsara miaraka @ caroty, selery, a kokombra votapataka e :)
10. kelly13
(
17/04/2008 18:22)
inn zany "houmous" ankia? alefaso ankia le recette fa tsy maninn na tsy recette gasy aza a! d miciii dieny meloha
12. fahamarinana
(
18/04/2008 19:18)
:arrow: ny ahy ndray atono fontsiny ilay baranjely rehefa sendra manatono hena ireny fa matsiro be,izay ihany no tena mbola tiako fa ireny handrahoana ireny toa tsy teliko mihintsy.Izany chips zany zao mety matsiro an,toa ny vomanga ihany.sa ahona? (l)
13. soanja
(
18/04/2008 20:02)
Silatsilahana 1cm manarana ny halavany ny baranjely iray toy ny mofo ny fisehony sy tongolo vodiny voatapatapaka. Dia asiana sira sy dipoavatra ary balsamic vinager ary herbs ny silany rehetra dia avela hilona kely. Atao mafana tsara ny fatana fanatoana dia atono asaly eo tsara ny baranjely sy ny tongolo (roast).
Rehefa mafana dia atao sandwich, zany hoe ny barabjely no solona mofo amin'ny fromazy vita amin'ny ronono na bengy sy ravintsalady ary voatabia voatapataka. Averina hafanaina vetivety eo ambony fatana toy ny atono dia arosoy.

14. nirianja
(
23/04/2008 14:17)
Fa ilay atao chips ve anefa amin'ny lapoaly sa tena friteuse ohatran'ny hanao frity reny mihitsy azafady :?: Dia lay sira ve izy manta iny no asiana sa rehefa voaendy lay chips ?
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
15. mangabe
(
09/07/2008 16:51)
Ny ahy kosa ataoko otrany rougail ny baranjely.
Atono miaraka amin'ny odiny dia rehefa mainty (ny oditra) sady malemy ny baranjely dia esorina @ ny afo. Voasina dia atao anatin'ny saladier ny nofiny. Potsipotserina mba ho malemilemy.
Anatin'ny loana kosa, potehina ny kotomila, sira, dipoavatra sy sakay ( raha tiana). Ampio menaka sy vinaigre ( tahakin'ny anao vinaigrette). Afangoroy tsara dia araraho miaraka @ ny nofin'ilay baranjely.
Tandremo kosa alohan'ny soa dia markivy ilay izy...aza asiana vinaigre be loatra.
Ny tsirony alohan'ny otran'ireny "caviar d'aubergines" ireny. Mirak@ vary sy grillades....mmmmmiammmm fotsiny!