Hivaky tsy ho ela ny TIM

1. rabaradaka ( 16/04/2008 14:14)
Aorian'io éléction sénatoriale io dia tsinjo sahady ny fivakisan'ny TIM. Ohatra tsotra : misy mankasitraka n-dRajemison ho président du sénat, Ravalo anefa mibosesika tsy hanendry an-dRajemison fa i Yvan na olon-kafa. Miady an-toerana koa ny Ministre TIM, ny vahoaka TIM mihena isan'andro. Dadatoa, io ary ilay nolazaiko. Toa ho ratsy izy ity. Dia io fa hiadivana koa izay ho praiministra, ny ministra, sns...
Toa hivadika orera ity le aza
répondu par Jeankely le 18/04/2008 15:05
2. patrick2002 ( 16/04/2008 14:59)
dia tena horera aloha izy ity eh! heveriny fa sahala @ machine mpamokatra yaourt angamba ny olona miara miasa @ rehetra ka hoe programmé na dia tsy maintsy mivoaka ny vokatra . :{ :{ :{
3. nanas ( 16/04/2008 15:37)
patrick2002:

dia tena horera aloha izy ity eh! heveriny fa sahala @ machine mpamokatra yaourt angamba ny olona miara miasa @ rehetra ka hoe programmé na dia tsy maintsy mivoaka ny vokatra . :{ :{ :{



Za re vao saika hiteny dia ny anao no tonga aloha, mba lalina koa zany marina tsy azo hifandirana zany.
4. Jeankely ( 16/04/2008 17:10)
Na vaky io na triatra na tataka asehoy ny anao fa tsy midika inona @'ny vahoaka izany. Na mihitatra na minananana :-D :-D :-D :-D
5. badboy ( 16/04/2008 19:03)
Miparitaka ny TIM, tsy dia ratsy loatra satria @ izay tsy manjaka tokana loatra ry zareo. Saingy ilay faly satria hiparitaka ny TIM, nefa tsy misy azo ianteherana ao aoriana, tsy dia mahafinaritra loatra!! Ary eo indrindra no mipetraka ny olana satria tsisy fanoherana matotra sy misongadina fa miwawawa fotsiny sy manondromolotra na manohana tanjona tsy dia tsara loatra ho an'ny vahoaka malagasy!! 8) 8) 8) 8) 8) 8)
6. rabingogilabanga ( 17/04/2008 12:15)

fanontaniana vitsivitsy:
-fa nahoana i rajemison no tsy milatsaka @ anaran'ny tenany sahala @ nataon'ny Lahiniriko, sy ny CRITIM (ranjivason) raha tsy d'accord @ TIM?
- sao kosa ary hankinina @ mouvement ny opposition ny decision eo, fa dia mody vazaha mody miady ry zalahy :
-raha mahazo olona ny opposition dia tendrena president senat Rajemison, satria izy malaza fa moderé.
-raha tsy mahazo indray ny opposition dia Yvan no apetraka eo.

sao tetika hamonoana ny afon'ny opposition fotsiny aza?
7. Jeankely ( 17/04/2008 13:22)
Misy afo mora tsofina angaha ???
8. saranga ( 18/04/2008 14:44)
O rajeankely a, efa voky yaourtn-dRavalo ve dia manadino ny marina e? Rajemison nama tokony ho nilatsaka amin'ny tenany satria ange ka nampifilafilain'ny TIM e ! Raha rava io fitondrana io dia izao ny ahy : aleo mba ho ahy sy rabaradaka ny MAGRO eo Behoririka sy ny TIKO eny Sambaina, Manjakandriana dia anareo ny sisa
9. Jeankely ( 18/04/2008 15:05)
Izay fa niseho ny nafenina. Kay moa tia handroba ny fananan'olona no tian'ity hoe saranga saranga. Dia aiza ny ho an'ny vahoaka ? F'angaha tsy afaka miasa ho an'ny firenena rehefa tsy role eran'ny rehetra. Aza sady mandroso no mihemotra fa mandrerakabe. Izy no nitondra ny baolina tsy nahalany an'i Faly ary nareo no nilaza fa efa tonga ny favy Rajoelina koa inona koa ? Angaha tsy efa mahazatra ny miala rehefampanazatra mitondra faharesena ? Ny vazaha aza ny tenany no manala tena fa tsy esorina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244