Ho an'ireo Katolika.

1. lagoon ( 13/04/2008 10:12)
Efa novakianareo ve ity boky ity?
"Les Deux Babylones " d'Alexandre Hislop.
Mba vakio ,dia afaka mizara hevitra isika.Afaka télécharger-na ilay boky.
répondu par fijo le 17/04/2008 21:11
2. lagoon ( 13/04/2008 10:13)
http://deuxbabylones.ifrance.com/
eto no afaka mi-telecharger
3. pissoa ( 13/04/2008 10:56)
Nenay Katolika "Baiboly ihany" =)) =)) =))
4. mignone ( 13/04/2008 11:07)
pissoa > tsefa voavaky ve izay lé baiboly ao ? :-P
5. ikaretsaka ( 13/04/2008 14:30)
ary neveriko heo "baiboly ihany" tokoa no hoe tokony ho vakian-dry lagoon sy hanovozany source =))
nareo hoa 'taovy serieux!

6. pissoa ( 13/04/2008 15:05)
:-D :-D :-D :-D :-D

efa ni-download an'ilay izy za fa tena bible (=matevina lol) be kle ! Nefa toa resaka efa nandeha teto ihany ny betsaka ao amin'le table of contents :roll: :-D
7. ikaretsaka ( 13/04/2008 15:09)
lagoon> rehefa avy mamaky an'io ianao dia vakio indray

Hislop's 'Babylonian Mystery Religion' Teaching Exposed and Overturned.

The Commendable Intellectual Honesty of Ralph Woodrow...


Mazotoa!
8. ikaretsaka ( 13/04/2008 15:10)
andraso fa ato @ bibliotheque aho dia miara hovakiako izy 2 de miresaka isika hatreo... ok?
9. lagoon ( 13/04/2008 17:20)
ikaretsaka:

andraso fa ato @ bibliotheque aho dia miara hovakiako izy 2 de miresaka isika hatreo... ok?



Efa novakiko koa io.Contre-enquête io izany.
Okay ,afaka miresaka isika ka.
10. ikaretsaka ( 13/04/2008 18:22)
ohatran\'ny tsy misy fitombenanay daholo aloha le arguments an\'i Hislop
efa vitako a 5/8 le famakiana azy fa ireto ohatran\'ny affirmation gratuite fotsiny... le resapa pagana aloha no tsipihiko misimisy

1) le momban\'ny Famorana izay lazain\'i Hislop fa ratsy ny fomba paganist dia adinony ilay voalaza ao @ Jeremia hoe mosy fotoana anie ka ny \"famorana\" no anisan\'ny sori-panekena nifanaovan\'A/tra t@ Abrahama e (Jeremia 9 izy izay raha tsy diso aho)
i Paoly koa adinony fa nampiasa literatiora pagana anie raha nanazava ny arguments-ny t@ Korintianina voalohany ao (Toko 15:30 mahery)

2) ilay \"Nimrod\" nolazain-drazoky.... iza??? Adon, Adonis, Aesculapis, Ala-Mahozim, Alorus, Apollo, Baal, Baal-aberin, Bacchus, Bassareus, Belus, Bol-Kahn, Centaurus, Chusorus, Consus, Dagon, Dayyad, Dionysus, E-anush, Guebres, Hephaistos, Hercules, Janus, Janus Matutinus, Kentaurus, Khons, Khuk-hold, Kronos, Lateinos, Latus, Linus, Lucifer, Mamers, Mars, Mavors, Melikerta, Memmon, Merodach, Mithra, Moloch, Mulciber, Nar-kissos, Nebrod, Ninus, Oannes, Odin, Orion, Orpheus, Osiris, Phaëthon, Phoroneus, Pluto, Saturn, Tahmurs, Tammuz, Tithonus, Vulcan, Wodan, Zer-Nebo-Gus, Zoroaster.
Ireo manko nangalany porofo aby.. maninona no tsy nofaritany hoe iza?? fa mifangaro be!

3)Lazainy fa tany babilonina no fototry ny zavatra rehetra.. nefa ny porofo hanamarinany azy porofon\'izao tontolo izao.. doko babilonina=izao tontolo izao?
11. pissoa ( 13/04/2008 21:57)
:-D :-D :-D :-D :-D

toa ho tonga @ hafatra 371 njay ity dinika ity izany.
12. ikaretsaka ( 14/04/2008 01:30)
mampihomehy ilay boky ry pissoa...
somary maimaika aho fa aminao..
inona no dikan'ny inscription hoe IHS?
13. majesty ( 14/04/2008 15:10)
14. pissoa ( 14/04/2008 16:03)
Ika, za tsy mbola namaky an'le boky fa ni-download fotsiny !

Fa angaha misy soratra IHS le izy ?

:-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 14/04/2008 16:47)
manazava le resaja IHs izy ...

dia ny tsy mety azoko koa de misy iznay Nimrod izany.. izay lazainy fa hoe io hono no hoe papa (lazainy fa black man ngozabe)
de manambady izany semiramis izany...
dia ireo hono no babilonina 2...
1) papa nga black? eo d'efa tsy mitombina
16. pissoa ( 15/04/2008 17:16)
Tsisy haiko zany :oops: :-D :-D :-D

fa iza ny papa tamin'ny nanoratra an'io boky io izy ? toa efa antitra be le boky mantsy :-D :-D :-D
17. fijo ( 15/04/2008 21:51)
io moa rah any fahazoako azy dia tantara notsimponina tany dia aravona mba hanohanana hevitra.fomba fiady izany ,ka aza sodoka ny zavtra toa io.vakio de ampy fa fahalalana izany.
18. prime ( 16/04/2008 11:14)
19. ikaretsaka ( 16/04/2008 13:53)
fijo:

io moa rah any fahazoako azy dia tantara notsimponina tany dia aravona mba hanohanana hevitra.fomba fiady izany ,ka aza sodoka ny zavtra toa io.vakio de ampy fa fahalalana izany.


marina.. fa mihomehy irery aloha ahako ato mamaky an'ilay izy e..
20. fijo ( 16/04/2008 21:40)
de izay,vakio ,fa boky ,toy ny boky rehetra ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.076