Tsy esorinay io ary tsy mila ny efa lasana.

1. Jeankely ( 13/04/2008 00:47)
Zava-baovao raha hanolo fa tsy ny efa natsipy. Akanjo rovitra, simba tsy hafaka hiverenana hanaovana na nisy fahatsiarovana tsara aza. Lazain'ny olona adala raha mitafy izany eran'ny lalana. Mandat roa izao no ho vita mazava ho azy fa afaka miseho ny favy manaraka. Afrikanina "Obama" aza miseho ary malaza any US.
répondu par Jeankely le 16/04/2008 13:51
2. kanota ( 13/04/2008 11:39)
Tsy miala io raha tsy tapitra mandat.
Manda daholo ny pokona. izany nefa tsy azo fa sasatra eo
3. todisoa2 ( 14/04/2008 14:17)
mahandrasa tantana e!!! Kaza malaelo.......Mbola hoavy ny anjaranao
4. ronaldo09 ( 15/04/2008 07:20)
Aizy ho eo fa izy no mahavita azy sy afaka manafay ny tsy manara-dalana , ny sasany zay te ho eo efa teo ihany nefa tsy nisy napoaka koa ny napetraky ny vahoaka indray no hesorinao ,13 no nifaninana taminy nefa izy nivoaka mpandresy koa tsy izy no role ????
5. Jeankely ( 16/04/2008 13:51)
Na hisy hifamaky loha aza tsy miala io. Tsy izy tenany no miteny sahala ilay anakiray fa ny Malagasy misaina. Tsy miala io fa tairo indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501