fanontaniana

1. xxx ( 12/04/2008 13:37)
Raha sarahina toerana ny reny sy ny zaza noho ny antony manokana tsy ahafahan'ny reniny mitaiza an'ny zanany. Inona no mety ho fiaintraikany eo @ le zaza sy eo @ reniny any aoriana any? Refa mihalehibe le zaza zany.
répondu par belakely le 13/05/2008 22:55
2. tess ( 12/04/2008 14:05)
aretim-po!
3. sipagasy ( 12/04/2008 17:23)
arakarak'ilay antony aloha e! sy ny fomba nitaizana ilay zaza ihany koa!!!!, ny manodidina azy sns, betsaka ny zavatra sy ny tranga tsy azo modiana tsy hita, dia arakarak'izay ilay izy e!
4. mmmhh ( 15/04/2008 16:10)
mety tsy ho tia ny reniny tsony le zaza, rah ohatra nahazo reny hafa izy zay tena tiany,
na koa mety harary fo
5. sakaizakely ( 15/04/2008 19:52)
tsy misy fifandraisampo amin'izy mianaka

ny sentiment d'abandon iainan'ilay zaza mitarika tsy fahatokisantena arampitiavana ampihariny lalandava eo am fiainany satria mihevitra izy fa nanao ratsy dia sazy ho azy ny fandehanan'ny reniny (sentiment de culpabilité) ary tsy mendrika ny ho tiavina mandrankizay izy satria tsy nahay nitazona ny (fitiavand)reniny. Noho io antony io dia tsy hahay mitia(echec affectif) no tsy hahay hotiavina izy any aorina

sentiment de culpabilité koa ho an'ilay reny mety mitarika arentimpanahy ho azy satria tsy mifantoka am zay atao ny saina fa lasa any amin'ilay tsy eo foana

Mila azavaina tsara an'ilay zaza ny antony, fantany tsara fa misy zavatra tsy normal matoa tsy eo akaikiny ny reniny. Misaina koa ny ankizy fa tsy azo anafenana ny zava-misy, rien de pire pour un enfant que de vivre dans le doute. Tsara ho fantany ny marina, indrindra koa tsara atao fantany fa tsy izy velively no nahatonga ny fisarahantoerana, fa noho ny antony hafa tsy miankina aminy, fa neny dia tia sy mahatsiaro azy foana ary tsy hanadino azy mandrakizay.
Tsy tokony tapahina ny fifandraisana eo amin'ny mpianaka, @ alalan'ny taratasy, na phone, mandefa sary sns...

mila manao thérapie ny andaniny sy ny ankilany mba tsy hampisy dégâts psychologiques betsaka loatra

6. belakely ( 13/05/2008 22:55)
Tsy misy mahasolo ny reny niteraka izany eto ambonin'ny tany, toa ohatran'ny hoe tsy mifankahazo izy mianaka fa tena mifanakatia ireo. Izay ilay tady tsy hita maso mampifamatotra azy; mila fotoana fotsiny ny fanazavana rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0861