HIHIHI Vaky nandositra dadatoa hoe hahahahaha

1. Jeankely ( 12/04/2008 13:12)
Vaky ny saova momba ny amboa
Vaky nandosotra i dadatoa.
HAHAHAHAHA
répondu par Jeankely le 13/04/2008 11:25
2. xxx ( 12/04/2008 14:11)
inona ary ty vevavy maivambava ty ? :roll:
tsy ampy fitiavana ve ?
3. Jeankely ( 12/04/2008 15:18)
Tia hitomany ngah ny zanaky dadatoa fa mitady handamoka indray ny nantenaina. Mikotre indray eeeee
4. sipagasy ( 12/04/2008 16:26)
inona aza ny tiana hambara ato fa tena fanina aho??? :{ :{ :^) :{ :{
5. Zina ( 12/04/2008 23:49)
iza ilay dadatoa? i jeankely lahy fa tsy vavy
6. Jeankely ( 13/04/2008 00:41)
Fa resaka politika ve ny atao ato sa fanontaniana lahy sa vavy ? Ny hevitra ny mifamaly eto fa tsy fampisehoana fitaovampananahana. Sa maninona koa raha maka sary miboridana dia atao ato @ resaka politika raha izany no fepetran'ity erasera ity. Izay mba nianarana sy ny zavtra mmiafin'ny sasany na hitanao aza tsy fomba ary tsy mety ny mamoaka azy. Raha samy hanao ny ao antsaina malotony dia aza gaga fa ny Mpanendaka sy Mpamaky trano no hanana ny marina izany. Zina no apetakao eto dia zina no mifampiresaka fa tsy hoe vavy sa lahy io olona io
7. Papoose ( 13/04/2008 08:06)
8. Jeankely ( 13/04/2008 11:25)
Inona no mampihomehy @'izany sa hitady filahiana no aleha ato. Tsory fa efa be ireo ny mila anao hiboridana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088