ry bogossy !

1. kiadi ( 10/04/2008 20:05)
zany ny bôgôsy ny tanana ry zalaha an! bandy sy rôle reo! :wink: :wink: :wink:
répondu par Jeankely le 11/04/2008 15:07
2. milaibe ( 10/04/2008 20:25)
Mipetraka ho azy ny fanontaniana raha bandy sy rôle reo na rôle sy bandy fa iza hono hilavo lefona voalohany aleo aloha hijery telefilm À suivre...
3. yonikafopl ( 10/04/2008 20:27)
ny an'i Andry ny kibo no voafehy fa ny an dRavalo ny tongony no voafaritra hihihihihihihh :-D :-D :-D
4. kiadi ( 10/04/2008 20:39)
iza wa no gôgôssy amireo :lol: :lol:
5. ainaheri ( 10/04/2008 21:12)
Andry itako bogany @ zao


Ary cazal tô tazana ao e :-D :-D :-D
6. kiadi ( 10/04/2008 21:15)
:-D :-D :-D :-D
7. Jeankely ( 10/04/2008 23:43)
Tena Bogosy izy saingy kara tsy tonga saina fa manaranaraka fotsiny. Ny miaramila mahalala mitorakana sali ny Prezida fatratra mitana ny fony ary misaina ny hatao sady vonona hanao zavatra.
Maro @ sary no bogosy fa tsy ao ny lohany ary tsy tompon'ny tenany.
Ireny no filamatra.
8. milaibe ( 11/04/2008 09:14)
Yonika hahaha! Ka iza ny ela no bôgosy ry kiady .ny ahy i andry
9. kiadi ( 11/04/2008 09:23)
fa raha mijoro eo ampovôna aloha elah ry milay de very reo eh! tonga de resin'elah iz mitsama :-D :-D
10. Jeankely ( 11/04/2008 15:07)
Anontanio ny sipa lasan'ny komorian ratsy tarehy fa hilaza aminao izy hoe tsy ny bogosy no mitondra alavitra :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602