dedikasy
1. ari.malala
(
10/04/2008 08:52)
ityu hira ity dia atolotra hoan'i kiadi
ô r'ilay besorongola, modoa malakilaky ianao
f'ilay ngahibesola, ao andrefantrano ao
miandry anao tontolo andro tsy hita ianao hanao raharaha
mody iany ilay masoandro modia malakilaky hoa!
:-P
ô r'ilay besorongola, modoa malakilaky ianao
f'ilay ngahibesola, ao andrefantrano ao
miandry anao tontolo andro tsy hita ianao hanao raharaha
mody iany ilay masoandro modia malakilaky hoa!
:-P
répondu par endrika01 le 27/04/2008 10:44
4. ari.malala
(
10/04/2008 12:07)
kiadi; za nga miteny hoe valio io fa mba manaova dedikasy re e
simp, zany onnnnnn ho ita eo re ra marina zany e:-P
simp, zany onnnnnn ho ita eo re ra marina zany e:-P
8. tsiambaratelo
(
12/04/2008 14:25)
Dedikasse atolotro hoan\'iAINA77 de i tendry77 Efa nisy 2herinandro \'zay é,tsy nahitako an\'azy é,tsy haiko marina eeé,ty tany nandehanany tsy ady nifanaovanay eé nihidy ity tranony ka tsisy hafatra a a ,zay mba napetrany.
9. tsiambaratelo
(
12/04/2008 14:41)
Atolotro hoan\'i kiadi>mbola miady mafy wa le kôfboy eto amintsika,maro ireo tsy an\'asa fa ny manana de vitsy an\'isa,mahantra elah voatosika,tafita elah voahenjika,mila miezaka .(aza mbola mody lou):P:P:P
14. endrika01
(
23/04/2008 11:43)
kiadi>hody haka ny zanjin'i tsiam/ ve?
tonga zany de omeo anah alou ny tapi-maso kou! =)) =)) =)) =))
tonga zany de omeo anah alou ny tapi-maso kou! =)) =)) =)) =))
16. endrika01
(
27/04/2008 10:44)
endrika01:
kiadi>hody haka ny zanjin'i tsiam/ ve?
tonga zany de omeo anah alou ny tapi-maso kou! =)) =)) =)) =))
:-D :-D :-D :-D :-D