Politika tsy mivoaka fa mi-nanananas kara loha tapaka

1. Jeankely ( 09/04/2008 17:26)
Minanananas fotsiny fa malaza tsy hinananas toy ny vilian-tsahona
répondu par Jeankely le 09/04/2008 23:40
2. nanas ( 09/04/2008 20:59)
Jeankely:

Minanananas fotsiny fa malaza tsy hinananas toy ny vilian-tsahona



oadray, avelao izy hi-nanananas fa nareo ihany ve no mahazo mi-nanananas eto amin ty tany ty e! aiza ary zany tsy mahazaka ny hevitry ny hafa zany, nefa be vava ery. Sady ny vavanareo toa efa feno nana toa zao nananana sy manopa olona sy manambany olona zao foana no ambetin-dresaka eto fa tsy hita zay apoka ankoatray.
3. Jeankely ( 09/04/2008 23:40)
Mbola samy mpiserasera aza. Fa fanamboniana olona ve ny hoe "tsy nianatra, mitatatata demokrasia nefa tsy mahay fa akombony ny vavany, mpitaridronono, tsy manana diplaoma sns..." Iza no tena manompa eto ? Rehefa ifanaovana samy mpiserasera tsy ankiala fa ny olona tsy miresaka aminao aza omenao hafatra. Izay tsy matanty mitsambikina ry katsaka voaendy. :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0755