LOTERY INTERNATIONAL

1. papala ( 09/04/2008 05:49)
mandefa an'ity filazana ity za fa sao misy voafandrika! fa izay manana adiresy mail yahoo de andefasan'io lotery hoe "félicitation" fa nahazo vola oh hoe 200 000 euro ianao, de rehefa avy eo de omeny ol avy ao afrika ao fa ho centrena hono ny volanao , de avy eo lazainy fa misy vola ny hamindrana ny volanao ao @ bankin'ny afrika de asainy mandoha an'io sarany mankany aminy io aloha ianao vao ataony ny transfert ny volanao mankao @ compte nao! Nefa le vola tsy misy akory , fa ny tadiaviny de lay frais avy aty aminao de rehefa azony iny dia tsy mipoitra intsony izy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) fa tena gravy be le izy raha vao tsy manaraka tsara anilay izy enao ohatry ny hoe tena misy mihintsy , satria le izy lazainy fa avy any Londre!
Fa za tsy nandefa vola aho fa hitako fandrebirebena lay izy satria takiny an'ilay frais foana za, de hozy za hoe alefaso aloha lay vola fa za tsy manana, de avy eo alohako alefako daholo ny frais nareo!
répondu par ari.malala le 21/04/2008 13:50
2. milaibe ( 09/04/2008 06:37)
Aza mandefa na frais mintsy fa zay no tena fandrika sady ivelan'ny legilasiona eropeana ny basen-dry zareo(io zao banky afrikana ny compte lay olona) @ zay manahirana ny fitoriana ,rehefa nahangona ny frais nalefan'ny olona rehetra izy dia manjavona tsotra izao. @ tel portable ireny misy hoatran'izany koa "vous aviez gagné tant pour la récupérer antsoy ny 08 numéro surtaxé d mitatra foana ,
3. Bigma ( 21/04/2008 13:22)
Izaho vao t@ semaine ity no nahazo! Taitra be za an :) :) :) :) Sady misy sarin'i Bill G mihitsy le izy :roll: :roll: :roll: LOZA!!!!
4. ari.malala ( 21/04/2008 13:50)
dadanay no nizesta be tamko mitns hoe nahazo an'ity tsika ka aona atao transfert any am compte nao ve, de nande tany am bank mitns naka ny iban sy RIB sns d efa niteny anazy za, arnaque anie io ry dada, tsy nety resy lahatra mintsy, no imprimena dool le nalefan'le oul, io avy ao Londres io mints le izy tena tsssssss! de aveo moa izany resy lahatra iany izy de tsy nalefany iany le izy... mbola besaka mitsn ny mora voafitaka amzao ftona izao k! mampalaelo le oul!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7652