Tonon-kiran'i Samoela

1. tenagasy ( 08/04/2008 16:13)
Mankamamy ô!

Raha mba misy afaka manome anie ny tonon'ilay hiran'i Samoela iny misy hoe:

Ô r'i anon'e! Ô r'i zazavavy!
Raha tsy eo anilanao aho, tô manavinavy!
....

Mbô liana te-hikalokalo azy ato an-trano re ka mba ampio e!

Ny Tompo Zanahary Ray hamaly ny fahatsoram-ponao!

Mankasitraka sahady.

Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3553