Handeha hijery baolina i bôlida sy ny rainy.Nahazo toerana soamatsara,i bôlida mou dia nipetraka teo aloha fa ny rainy kosa tato afara.Nafana dia nafana ny lalao;tsitapitapitr'izay nisavaona le baolina,nanitsy tany amin'ny tandrifin'izy mianaka!=))hi hi h
2. tsiambaratelo
(
07/04/2008 17:33)
Sady tsy nisy lohahevitra niseho!Ny tena resaka no nasehony eo @lhvt tsy azoko!Dia io naveriko fanindroany io!(tohiny voalaza ery ambony) tsitapitapitr\'izay nanitsy tany @ tandrifin\'izy mianaka ny baolina!i bôlida mou nahay niala tamim-pahakingana!Ka niondrika fa ilay rainy tato afara kosa ,no namatanan\'ilay baolina paf teo am ny tarehiny!Romotra ny hatezerana ty rainy ka notehafiny ny tehamaina i bôlida.Tsara hoan lah zay,kely aina tsis ilaina az.Iny de napatahotra an elah!?=))=))=))=))
3. milaibe
(
07/04/2008 21:42)
Le rainy no tena kely ko matoa notehafiny boykely d nahatsapa marary lery ha ha ha
6. endrika01
(
08/04/2008 13:48)
milaibe:
Le rainy no tena kely ko matoa notehafiny boykely d nahatsapa marary lery ha ha ha
milibe>hita wa,mety niraraka mintsy ny nifiny!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. endrika01
(
08/04/2008 13:50)
mmmhh:
Nharary zay le izy, :-D ^^ ^^ ^^ :-D :-D :-D :-D
mignione>mbola nanana hery le rainy nitehafana ny zaza! =)) =)) =)) =))
8. endrika01
(
08/04/2008 13:52)
endrika01:
mmmhh:
Nharary zay le izy, :-D ^^ ^^ ^^ :-D :-D :-D :-D
mignione>mbola nanana hery le rainy nitehafana ny zaza! =)) =)) =)) =))
i mmmhh no tiko holazaina dia lasa we mignione njay
10. endrika01
(
27/04/2008 10:41)
mamafara:
hitako mihitsy izay fa bôlida teo akaikiko tamin'io. :-$
zazany ve?ary tena nandrivotra mintsy angamba taminy nandalo
le baolina e
=)) =)) =)) =))