Izaho mba te hahalala raha misy mahafantatra hoe efa misy manao ilay corconcisoin lazer ve eto MAda? misy milaza ohe ao am HJRA manao, nefa vao avy niantso tany mintsy aho fa tsy manao hono ry zareo, le nandray ana kou moa miavonavona be ka tsy afaka nanarapo nanontany aho:-( ilay à l'americaine ts tiako fa efa natao an'io ilay lahimatoa, nanatrika aho fa naika afaka ny aiko nahita ny nanaovana azy ka fay ah fa mijaly b kay le zaza! resaka ftsn le hoe ts marary e ts mitomany sns fa tena nijafajafa le zanako! mbola am atiririnina no nikasako fa izao de efa alaina ny renseignements ka dia misaotra mialoha izay afaka manome e!