fankafihizana any hira sy artista malagasy
1. rrjm
(
04/04/2008 16:25)
Izaho aloha dia mankafy kanto sy artista malagasy; raha @ny hevitro manonkana dia itako fa misy fivoarana ny hira malagasy.Tokony ampanfantarana @ny tany izany atao hoe hira sy kanto malagasy izany.Raha ny artista kosa dia efa misy maro izany eto @tsika ka, tokony mampirisika isika tsirairay avy anohizan'izireo ani zan hira izany.Izay aloha raha ny hevitro.
répondu par andryrabe le 06/04/2008 18:45
3. valie
(
05/04/2008 09:42)
Fa misy kosa ange d hira tsy mamely mihintsy e, ze te hihira rehetra zao d mihira daolo, te ho vedety daolo, hihih
4. ainaheri
(
06/04/2008 06:52)
gorisagorisa kosa mamely an :-D ....
Ilay izy zany tokony ny mpamorona no aoka hanasongadina voalohany ny zvtr vokariny,satria arakarak'io no itiavan'ny mpankafia azy....Alaivo sary antsaina we hira tsy mamely fona ny atolony d aona ny fomba anohanana azy(eo @ fividianana ny k7,cd,dvd)

5. andryrabe
(
06/04/2008 18:45)
marina mihitsy hoe misy tsara misy ratsy ny hira malagasy ankehitriny, ary am zao fotoana aza tena be dia be ny hira ratsy tsy tahaka ny taloha, fahiny tena nahatsapana hevitra maro mihitsy ny hira, na ny tonony na ny feony, fa amzao fotoana manahirana ihany kah.
fa na izany aza tokony amporisihina ireo zay mazoto sy manao zavatra tsara kah. marina mihitsy izany.
fa na izany aza tokony amporisihina ireo zay mazoto sy manao zavatra tsara kah. marina mihitsy izany.