mitady akama aho :D

1. rajoelina ( 03/04/2008 12:54)
France.
Izaho dia mitady akama gasy na frantsay na hafa fiaviana mipetraka amin'ireto tanàna ireto: Angers, Saumur, Le puy Notre Dame, Doue-la-foutaine, Cholet, Vihiers, Thouars. Lahy na Vavy 18 - 24 ihany.

Belgique.

Lahy ihany 18 - 24.
Bandy no tena tediaviko eto, mahay mitondra vamm ary mahalala tsara ny Capital Bruxelles.

Miangavy izay mazoto sy ti handray ahy mba hanoratra aty amiko azafady.

;-)
répondu par Papoose le 06/04/2008 01:58
2. tess ( 03/04/2008 12:57)
:wink: hanao fitsidihina aty bruxelles ngah zandry??????
3. kiadi ( 03/04/2008 13:52)
i cazal lety antsoina fa lery aza saika hanao tdm ! de nelah zany in?? td??? :-D :-D
4. rajoelina ( 03/04/2008 14:02)
kiadi: ny ahy leisy tsy TDM ah!!!
5. ainaheri ( 03/04/2008 14:15)
kiadi>> aona marina lty l TDM a,to tsisy kozy tsony le izy an
6. rajoelina ( 03/04/2008 14:57)
tess: mba tiako ny hintsangatsangana any e.

;-)
7. tess ( 03/04/2008 15:05)
milay bruxelles ka :wink: fa raha sendra ilay andro makriko de aleo tsy misy aloha e! zay de tsoriko....tsy otran'ny any espagne nge aty fa mandanderoka be ny andro e! mandrivotra manorana mangatsika :x :?
8. kiadi ( 03/04/2008 15:33)
ainahery>ka lery aza hono tô voadaka tato ko!! raha tsy oe lasa nanao tdm angah :-D :-D :-D :-D
9. abcdefg ( 03/04/2008 15:47)
mazotoa ianao razandry kely, tandremo fa ny vazaha tanora tena mankafy ny zava-mahadomelina, aleo gasy ihany no tadiavina :lol: :lol: :lol:
10. tess ( 03/04/2008 16:09)
izy kosa ve tsy hahay hifidy ny namana tsara sy ny ratsy :-P
11. milaibe ( 03/04/2008 17:21)
Fa maninona ny hoe lahy ihany no tadiavin'elah any bruxelles ???
12. tess ( 03/04/2008 17:26)
ka hoe hamorona ekip kosa hono otran'ny lay ekip nanao tam rns izany :wink:
13. milaibe ( 03/04/2008 17:42)
Ao @ grande place d brussel zany rajou d mifankahita @ i tess ,hihinana moules frites hahaha
14. rajoelina ( 03/04/2008 22:10)
milaibe: ra i tess no tena haton-diako any, tsy nitady bandy teto angamba leisy zah. Mazava amin'elah amzay ve?
15. milaibe ( 04/04/2008 05:07)
Tairo ny ekipalah fa ny anay efa vonona!!
16. milaibe ( 04/04/2008 05:16)
Ny anay letsy barça ihany a,ny anielah zany mbola foronina
17. Papoose ( 06/04/2008 01:58)
aty toa tsy mba henoheno ny ekipana footn'i t@ rns :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4302