Tahiry biz'oroka
1. yonikafopl
(
03/04/2008 11:32)
Miarahaba oo, Fanontaniana ho an'ny mpiandraikitra izy ity.
Za tamin'iny volana marsa iny de nampitombo ny tahiriko tam le bizoroka 1 isaky ny roa andro iny, de manindry foana za isanando, nanana tahiry teo am 8 teo ho eo za ,ary nandefa bizoroka teo am 3 teo ngamba. Ny nahagaga ana nefa tam ty volana ty dia tsy nipoitra intsony ilay ambina bizoroka fa ilay tahiry 2 isambolana sisa no teo.
Ny fanontaniana dia tonga ve dia manjavona miaraka amin'ilay volana lasa ilay tahiry bizoroka sa ahoana???
Misaotra.

répondu par kiadi le 08/04/2008 08:50
2. ainaheri
(
03/04/2008 12:26)
maty ho azy iny yonika refa tsy ampiasainao mandritr'iny volana iny a
3. yonikafopl
(
03/04/2008 13:10)
ainaheri, ah tonga zany de tsy maintsy ampiasaina ? otran'ny credi am portable :wink: mazava fa msotra
7. yonikafopl
(
03/04/2008 20:10)
njaso fa ataoko leo io kiadi io ry ainaheri, ataoko manokatra lohahevitra mintsy mianjo vonjy fa sempotry ny bizoroka hihihh :-D
11. Rasiligaoma
(
04/04/2008 04:44)
mety ritra ny rora dia nifangaro ny atao hoe oroka sy ny hoe tombo-molotra
17. yonikafopl
(
04/04/2008 10:37)
ohatrino am awona ry papoose?? io zao njy nahazo tam kiadu de ohatrino azonjy :-D :-D :-D
20. ikaretsaka
(
04/04/2008 18:40)
yonikafopl:
inn zany tombo-molotra rasili ?? :roll:
metymitovy @ hoe tombohana @ angady ngamba izany fa au liueu de angady de molotsa