qualité cd et vcd gasy
1. kiadi
(
30/03/2008 12:34)
mandefa an'ito dinika ito zah ba manotany anareo pividy cd sy vcd hira sy tantara gasy !
izaho mantsy dia mpividy ary mpanafatra, ary hatramizay dia tsy mividy raha tsy le tena hamidy haradalana reny fa tsy "pirate".
taty aorina anefa de hitako fa tsy "en bonne qualité" ny vita @ aradalana nefa avo 10eny ny vidiny raha tahafina @ pirate!
misy tsy ampy 6mbolana de tsy mety vakina tsony na koa mihisatra ny hira sasany ao anatiny!
ny artista gasy de miady mafy @ piratage kanefa kosa ba tokony jerendry zareo fa tsy maharitra ela ny cd sy vcd amidy!
tsy aiko aloha na oe efa tena zay fona ve sa de tsy miraraha hatsarana ny mpanao azy fa de zay hazahoana vola fotsiny? raha izany mantsy de voa mafy ry zareo satria aleon'ny ol mividy pirate zay mora lavitra mintsy noho izay hividy tena iz nefa ampiasaina amanbolana de tsy mandeha tsony!
ny blem @ pirate indray de indraindray enao voafitaka fa raha tsy manana cd audio enao anaty fiara refa hividy de voa !ohatra iray nahatratra anah de nitady vcd tselatra zah de tany @ pirate le eo analakely reo no nahita ! nony tafody antrano anefa de cd tselatra ilay iz fa tsy vcd nefa de misy soratra zao eo @ tranony oe "vcd".
marihina fa tsy tia mividy pirate zah raha tsy oe angah tsy hita eny @ mpivarotra aradalana ny zavatra tadiaviko!
kanefa kosa ve raha hitovy ihany ny qualité ataon'ny pirate sy ny aradalana tsy aleoko mividy pirate! efa avo foloheny araka ny teneniko etsy ambony ny fahasamafian'ny vidiny!
misy ihany nefa ny vcd tsara kalité maharitra amantônany! fa betsaka no amambolana de tsy voavaky tsony!
ba inona no mahatonga zany ozy nareo?
ny "solution" hitako aloha zao de tonga de gravé_ko ataoko anaty disk dur externe ny cd sy vcd hananako! fa ny olana de refa feno ilay disk dur de tsy maintsy misy hanalana refa mahazo vaovao!
iza no ba afaka manazava io vcd gasy ratsy "qualité" io?
tsy aleo ve atao dvd @ zay fa ny vcd tô tsy matanjaka?

répondu par kiadi le 31/03/2008 06:47
2. Kwasi
(
30/03/2008 23:31)
Mety maromaro ny antony:
-fopla ny matos
-tsy voafolaka tsra ny fampiasana ny matos#
-ilay cd anaovana azy mihitsy no ratsy qualite
Tandremo fa ny dvd koa tsy voatery ho tsara foana an!
Azo atao koa ny manao copie dia tehirizina ilay original. Nefa mila mitandrina koa fa efa asiandry zalahy karazana virus @ izao ny vcd (surtout le hira) ka lasa manimba ordi raha mihanahana.
Ny pirate koa tsy azo antoka loatra ny qualite e! Ilay varietes ireny no mba vidiko eny fa tss.. betsaka ny mi-scratch. Efa mba nividy Mike & Davis teny koa aho fa nony nojerena kay Jean Aime de Bemarivo ny tao anatiny. :{

3. ikaretsaka
(
31/03/2008 00:05)
ny pirates rehefa hividy dia efa misy anankiray kil dia amin'iny foana no maka, dia rehefa mifampizatra sy lasa mpiakama dia lery no asaian mitady dia rehefa fople de averina any aminy fa rehefa kil elaela ianao dia dia tsy mifople ry zalahy..
fa ny mamindra azy @ na medium hafa ohatran'io lazain'i kiadi io no fanao aloha e..
mi scan haingana vo tonga any an-trano de mi travy ny qualite-ny

4. kiadi
(
31/03/2008 06:47)
Kwasi>zay ange no dommage @ ilay iz satria zareo miady @ resaka piratage nefa ny matos ampiasaindry zareo tena tssss!zany lazaiko zany wa tsy maharitra 6 mois ny vcd d'origine de tsy voavaky tsony!
tokony hatsarainy aloha ny "qualité" zavatra hamidy! ny vidiny tena lafo be raha ampitahina @ cd sy vcd pirate nefa ny pirate aza mety bola tsara kokoa ny qualité andry zareo!
ika>marina ny an'elah oe mi-fidéle @ bandy ray de in ihany no hividiana fa ny blem de zao! bandy akamako zay manana namana pivarotra pirate de lery no nitondra anah teny fa ny tsy tao antsaiko de efa abdro ray avant depart vô nividy teny de tonga taty vô nijery kay zavatra hafa ny tao de tsisy hamerenana azy tsony!