Zoaie Versera Harilova !

1. ikalamako ( 25/03/2008 23:16)
hay ve versera anio dia tsy arakay, tssss
Soa fa misy ny serasera koa ity lesy ny fiarahabana avy amin'ny namana ah ! :



répondu par ikalamako le 27/03/2008 22:25
2. sipagasy ( 26/03/2008 09:26)
tratry ny fety izany e!!!!!


mirary soa hatrany e!
3. pissoa ( 26/03/2008 13:10)
Bony fety ry Harivola a ... Oops Harilova mantsy e :wink: Dia mirary soa hatrany e !






:-P:-P:-P

Misaotra an'Ikalamako manaraka ny verseran'io blaogyer reo fa tsy mba nolazain'ny tam'sekire :-*:-D:-D:-D
4. ikalamako ( 26/03/2008 14:56)
:-D:-D:-D io ve ilay gowns ry pissoa ? Ka ho antonona azy ny tepany ? =))=))
Na tsy lazainy any @ sekire aza, tratra eto amin'ny serasera ihany fa ho aiza io e...:wink:
Re-mirary soa.
5. diamondra27 ( 26/03/2008 15:00)
bon annif harilova :-*:-*:-*
Efa ela tokoa izany an!
mande ve ny blaoiginao ao e! mba asio sary annif zany ao jerena an!

ikalamako: Harilova sa harilova?

6. simplex ( 26/03/2008 15:21)
:-*:-*
7. Tokinao ( 26/03/2008 18:20)
arabaina harilova a! dia mirary soa sy fahasalamana hatrany e :)
8. harilova ( 26/03/2008 20:21)
Misaotra anareo rehetra re e
Izao aho vao iditra ny trano fa mbola nanafika labiera tany amin-dry Ikalamako omaly
Soa ny fiarahantsika e
9. harilova ( 27/03/2008 07:41)
ikalamako:

:-D:-D:-D io ve ilay gowns ry pissoa ? Ka ho antonona azy ny tepany ? =))=))
Na tsy lazainy any @ sekire aza, tratra eto amin'ny serasera ihany fa ho aiza io e...:wink:
Re-mirary soa.


Tena 30 cm avy any ambony le izy!
saingy isan-karazany kosa ko: Merci pissoa a
10. pissoa ( 27/03/2008 09:29)
Tsisy fisaorana Harivola a ! :-P:-D:-D:-D

Ikalamako : I Harilova efa noteneniko hoe alefaso hoa ny refy dia atao sur mesure fa tsy nalefany koa ! Fa toa mety ihany fa 30cm avy any ambony ony e =))=))=))
11. ikalamako ( 27/03/2008 22:25)
rehefa manahirana an'elah ilay 30 cm avy any ambony na avy any ambany ia ireto misy santionany hafa indray



na :


na spesialite avy any amin-dr'i pissoa :



tompon-tsafidy ianao !!! :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1637