beloty
2. ainaheri
(
26/03/2008 10:50)
zay niantso sans A fa nareo tsy namaly ko
Avy teo nivadika rami...tsy navelan'lery namono ny tenanay fa tsisy tohatra :-D:-D:-D

12. yonikafopl
(
29/03/2008 09:12)
kiadi hihihihih, ka mba akaro koera fa aza miharitra trefila eo eee :-D :-D
13. kiadi
(
29/03/2008 10:10)
miaritra trefle fa tsy miakatra zany ! zah valley 5eme ve de tsy hiantso trefle
14. onjah
(
29/03/2008 13:04)
Lalao mahafinaritra izy io a.
Ny ahy ny tena mahafinaritra ahy rehefa milalao beloty dia ilay 9 single kely (tsy mipataloha hoy ny fiteny izay) atahorana hoe ho raisimpotsiny iny (Tout A ny lalao amin'io a) nefa mihinana tampoka satria misy mindesona.

16. onjah
(
30/03/2008 17:38)
Ary ahoana ilay lanin'ny moka e.
Mba nahita koa izay namorona an'lay fitenenana iny :-) :-) :-)

17. ikaretsaka
(
30/03/2008 18:21)
gravy iny...
le mifopla aza de samy tsy misy maharaka copupe na ny ny advan ara fa le samy efa focused be iny....
efa manisa disaines vao hoe taia moa ity no nitranga?