ka ahoana
1. bazylou
(
24/03/2008 11:56)
mbola pma ihany an!!:lol::lol::lol: nitomany tena le8 and co fa lasan'ny pierrot le 6 000 000 e !!:lol::lol: tsy naha le8 azy iny ka!! nitomany tany suisse ka nimehezan'ny olona fotsiny beeeuurllkk
répondu par Jeankely le 27/03/2008 03:23
4. bazylou
(
24/03/2008 16:09)
be alahelo kanina tenisany mianakavy e:!! tsy mahatanty resy; 6 000 000 e , iza no manana ?? ampitomboy 12000 fmg anie ee!!! lololol
5. Jeankely
(
24/03/2008 16:14)
Tsy andrakitray izany fa ny anay dia ny nilaza ny olona hoe miasa fa tsy hangataka ny volan'ny sasany. Tsy manantena izany mihintsy aloha ny vahoaka fa ny an'ny mpitondra manaraka izany zavatra hafa iny.
8. kiadi
(
24/03/2008 20:04)
bazylou:
be alahelo kanina tenisany mianakavy e:!! tsy mahatanty resy; 6 000 000 e , iza no manana ?? ampitomboy 12000 fmg anie ee!!! lololol
ba asio fifanajana ihany le fiteny fa ny hevitra ange no tsy mitovy fa tsy oe samy mpifanalika eh!
matoa enao manao resaka politika de ba olona misaina ihany ka tsy tokony ifapi-tena-tena
9. Jeankely
(
25/03/2008 01:21)
Tsy olana izany ry Kiady a. Aleo izy hamoaka ny ao ampony satria izay ilay nolazaiko hoe amin'ny manaraka ao ambadika kely dia ny hisolelaka @'ny vahoaka sy haka ny fony indray no ataony. Tsara fa tsy maty izay nosoratan-dreo rehetra akoatran'ny ompa mivantana izay nofafan'ny mpiandraikitra. Tsy olona mihaja izany no manao resaka politika. Porofon'izany dia ny vokatra hatr'izay fa tsy vo izao. Ny mpanao rioriso no miambo sy be resaka. Ka risoriso ve olona mihanja?
10. bazylou
(
27/03/2008 00:58)
nomen'ny suisse 6 000 000 e izy ry tsamy a!! dia rehefa tsy nahazo dia mangina !! tsy nahazo dia maneno e!! andana enjeho pierrot raha favy ,,,:roll::roll:
11. Jeankely
(
27/03/2008 03:23)
Izay nifanenjika taminy asaina mifanenjika any fa tsy fantatray akory izany. Izay miaraka any no mahalala ny fifanjevoana sy fifanenjehana any. Ny fiainanay no hatrehanay Ra-dadakoto bazylou
