inona avy kay no atao raha andeha vacance any dago ; sejour manko ny ahy de mila makany @ prefecture ve sa pasipaoro sy carte sejour fotsiny de rehefa miverina ve mila mandalo @ ambassade ko sa tsia
ny pasipaoro aloha iny tsy maintsy ilaina ...
raha pasipaoro gasy no entinao any tsy mila maka izany sejour izany na visa
raha pasiaporo vazaha kosa no entinao any dia mila maka visa ao ivato no mora, tsy de lafo, arakaraka ny sejournao any no vola alohanao, fa raha maka visa aty ivelany enao lafo be!
tsy ilaina ny fandalovana ambassade refa miverina....
Raha carte de sejour un 1 an na 10 ans tsy maninona fa raha récépisé fontsiny mangalaha ihany visa de retour any @ préfecture alohan'ny handehanana any Dago.
Raha carte de sejour un 1 an na 10 ans tsy maninona fa raha récépisé fontsiny mangalaha ihany visa de retour any @ préfecture alohan'ny handehanana any Dago.
Toa tsy afaka mivoaka any dago raha mbola récépissé fotsiny kah! Anontanio tsara raha izay fa sao dia sahirana eo!