LASA ANY ANDAFY NY DEVOLY
1. ratstare
(
21/03/2008 04:15)
Efa nisy nahita ve le devoly nalefan'i Mailhol any andafy e?
:twisted::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
:twisted::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
répondu par Jeankely le 02/04/2008 03:39
3. daniella
(
21/03/2008 04:51)
salut! daholo f'angah tsy mbola hitanareo any e! efa vitan'i Maihol anie ny paspaoriny e!
6. Jeankely
(
21/03/2008 08:55)
Andafy angaha no afobe anipazana ny DEVOLY. Sao kary mihomehy vorondolo. Ny manidina indray no lazaina ratsy tarehy. Ireo lasa andafy aza eto manazava ny fahantran'ny tavela=))=))=))
7. xxx
(
21/03/2008 09:23)
ka ny an-dafin'ny aty andafy anie mety hoe Madagasikara fa tandremo :evil::evil::evil::evil::evil:
8. razaordira
(
21/03/2008 09:41)
hihihi...:D Mahatsikaiky be kou izany ! Ao amin' ny site web-n'ny apo....psy ve no misy an'izany info izany sa aiza ?
Nomen'ileri visa Schengen izany ilay fanahy ratsy.
:-D Sao dia mba mampiresaka fotsiny kosa ary 'nareo...
Nomen'ileri visa Schengen izany ilay fanahy ratsy.
:-D Sao dia mba mampiresaka fotsiny kosa ary 'nareo...
12. poussy3
(
21/03/2008 12:11)
nga tsy hitan-drazory reny devoly noroahina reny e, avy eny ambondrombe de noroahina ho any an-dafy any, de tsy hay ko na efa lasa na mbola miandry namana, fa efa niala tao am le zalahy iny izy alo,de tsy hay oe vatan'iza ndray no nidirany avy eo, na vazaha na gasy, fa ny azo antoka de tsy ande avion izy!
17. ni81
(
21/03/2008 19:44)
nga tsy mba nilatsaka hofidiana aza i mahay oil eHilatsaka izy araka ny filazany fa @ 2013 angamba moa izy zay raha tsy diso fitadidy aho!
18. vale
(
21/03/2008 21:02)
Devoly ahoana koa izany???:roll::roll::roll:angah misy devoly hitamaso? mba azavao tsara oe rzareo fa zay tsy maharaka an'izany kah! :-/
19. Jeankely
(
22/03/2008 11:13)
Mpanadala saimbahoaka daholo. Dia donto mihintsy izany ny vahoaka ka resaka demony no hampandrosoana azy. Tsara mirotsaka mihintsy izy fa hain'ny olona ny mifidy azy.
20. mmmhh
(
22/03/2008 14:39)
mbola anaty container ry zareo efa halefa ka, miandry an'le container feno fotsiny de lasa! mbola hatao betsabetsaka ; mbola manangona izy!