ROCK GASY HO AN'I TESS MANOKANA
1. lazounet
(
17/03/2008 18:05)
I Tess mirevy rock gasy fa ity atolotro azy manokana satria izy TOVOVAVY GASY TENA ALLRIGHT.
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Lazounet/video/x2nc30_pumpkins-tovovavy-allright_music
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Lazounet/video/x2nc30_pumpkins-tovovavy-allright_music
répondu par fijo le 20/03/2008 21:52
2. tess
(
17/03/2008 18:12)
mci lazou! mbola tsy hitako ary mbola tsy reko io ny mampmé ahy de lay hoe tovovavy allright:-D
sady be zesita be tssssss
sady be zesita be tssssss
4. menalamba
(
17/03/2008 21:53)
Mandrangotra tsara kosa ilay bainina kely manao ôptic an ...:°) sady mitsipatsipaka kely ery...:-D:-D:-D
7. ikaretsaka
(
17/03/2008 23:56)
menalamba:
Mandrangotra tsara kosa ilay bainina kely manao ôptic an ...:°) sady mitsipatsipaka kely ery...:-D:-D:-D
mampatsiaro ahy an'i rajou izany (azafady letsy e)
10. fijo
(
19/03/2008 20:40)
tess an,tarika nalaza be fahiny ireny,za aza gaga hoe kay mba nisy nandefa tao ireny..
milay letsy ry lazo an
milay letsy ry lazo an
11. ikaretsaka
(
19/03/2008 20:55)
fa tena serieh fa otran rajou ny pozin i lery an..
asaivo manao pataloha velondrirana ange rajou e
asaivo manao pataloha velondrirana ange rajou e
13. lazounet
(
20/03/2008 02:24)
fijo:
tess an,tarika nalaza be fahiny ireny,za aza gaga hoe kay mba nisy nandefa tao ireny..
milay letsy ry lazo an
Rehefa harivariva zay talou manao Pompkins sy black jack...vava=))=))
14. andryrabe
(
20/03/2008 11:11)
...tsikitsiky kely avy any aminao de nanova ny fiainako allright...
15. fijo
(
20/03/2008 21:52)
za koa tia an'ireny tamin'ny androny,na dia te ho Mc cartney be aza lery
