Inspiration na aigam-panahy
1. lazounet
(
16/03/2008 18:49)
Tsy sanatria manamarin-tena aho, fa raha izaho manokana dia sady tsy mifoka (na sigara na rongony) no tsy misotro.
Fa ny zava-misy, dia maro tokoa ny artista,na iaza na aiza, na mpihira izany na mpanoratra no miankin-doha tokoa amin'ny zava-mahadomelina vao mahatafavoaka asa. Ary ny mampalahelo ahy dia rehefa niresaka tamin'ny sasany aho (tena olo-malaza) dia toa nisy nanome tsiny hoe: raha manoratra ialahy ka tsy "mianika", tsy lasa lavitra ny fisainana.Ary mbola nampiany kely hoe:"Raha mila hevitra ambony dia manantona mpifoka rongony".
Ka io no tiako hanontaniana ny hevitrareo.Ekena ve izany?8)8)

répondu par sitlo le 24/03/2008 16:39
2. ikaretsaka
(
16/03/2008 20:07)
ilay aingam-panahy tian'i lazou lazaina eto ve aloha mahakasika hira sy mozika sy zavakanto (art) ihany sa zavatra hafa rehetra mihitsy ?
Misy manko tena mampiasa fika betsaka , ny ahy izao sary no ianihako rehefa manao taotrano (fa tsy haiko raha compris ao anatin'ilay izy izay)

3. yonikafopl
(
16/03/2008 20:13)
Raha mila hevitra ambony dia manantona mpifoka rongony".
Tam zahay mbola nianatra,de nisy namanay zay nitondra vovoka fotsifotsy,kokainn,de niantso anay akamakamany,fa we mitroka kely hono mampihiratra ny saina. Fa kosa klou tena kraky be lery ao ampianarana aa,ndraindray tena vereziny hatram mpampianatra.
4. lazounet
(
16/03/2008 20:29)
ikaretsaka:
ilay aingam-panahy tian'i lazou lazaina eto ve aloha mahakasika hira sy mozika sy zavakanto (art) ihany sa zavatra hafa rehetra mihitsy ?
Misy manko tena mampiasa fika betsaka , ny ahy izao sary no ianihako rehefa manao taotrano (fa tsy haiko raha compris ao anatin'ilay izy izay)
Ilay izy izany, dia mahafaoka izay toe-draharaha mila créativité rehetra sy concentration. Fa eo anatrehan'ny art ( soratra, hira, mozika, hosodoko etc...) no tena tiako ahazahoana précision.
5. ikaretsaka
(
16/03/2008 20:46)
ny ahy aloha raha hosodoko sy ny sary (photo) manokana dia tena ny hazavana no mampiakatra ny aingam ko e.. tifiriko @ jiro isankarazany ny canvas de eo aho mi analyze an'ilay izy eo
toy izany koa raha architecture sy design...
ny ahy ilay fanandramana zava-baovao tsy mivoana @ lalana mahafinaritra ahy indray raha mozika.. ohatra hoe fitendrena zavamaneno dia ny notes notes foana (iny tsy azo ovana) ohatra fa ny fikapoka azy no tena andramana eo foana
http://www.dailymotion.com/relevance/search/victor%2Bwooten/video/x2mzb3_victor-wooten-on-bass-techniques_music ohatra hoe notes mitovy ihany fa ny fikapoka azy no samihafa dia lasa mozika hafa tanteraka mihitsy

6. Veloo
(
16/03/2008 21:37)
lazounet [ Valio ] 16-03-2008 19:49:02
Lohateny : Inspiration na aigam-panahy
Tsy sanatria manamarin-tena aho, fa raha izaho manokana dia sady tsy mifoka (na sigara na rongony) no tsy misotro.
=D=D=D=D dia mahereza
Fa ny zava-misy, dia maro tokoa ny artista,na iaza na aiza, na mpihira izany na mpanoratra no miankin-doha tokoa amin'ny zava-mahadomelina vao mahatafavoaka asa
amiko izy ireny rehefa manao an;io dia manana insecurite - ambany be ny self-esteem ndry zareo..
fa betsaka ihany no tsy manao an;io ka
7. penina
(
16/03/2008 23:17)
Tsy haikoa ianareo raha efa namaky ny momba ny zava-mahadomelina ara-tsiatifika, fa tena misy vokany marina io. Marina ilay izy hoe tsy manova ny olana, tsy mampitsangana ny maty. Fa ao amin'ny atidoha dia misy voakany. Mikatona ny mpihinana ny neurotransmeteur. Dia lasa be dia be ireo, dia izay no maha-miamahay an'ilay olona.
Fa ny olana dia hitan'ny atidoha hoe mitombo ny fatran'ireny dia ahenany ny famoronana azy. Ka rehefa tsy misy an'ilay mpanakana intsony dia lasa mihena noho ny normale fahiratany.
Sady ny tena loza dia tsy hitan'ny atidoha izany, dia tsy ampiakariny ny fatrany. Fa ilay olona mahatsapa hoe lasa vendrana koa aho izany, dia lasa mila misitona kely indray. Dia tonga amin'ilay hoe miankin-doha. Tsy mahavita zavatra raha tsy maka kely.
Do you wanna get high? :-D
[center]
[/center]

8. andryrabe
(
17/03/2008 11:55)
mety marina ngamba izany hoe mandray kely izany, kanefa misy de misy ary maro tokoa ny tsy mila mandray fa tonga de miainga amin'izao ny fanahiny . ary betsaka noho ny mpandray aza izy ireo fa aleo atao tsaratsara kokoa ny stat... mbo kozy e.
za aloha mahafantatra be dia be tsy mikasika nefa tsara aingampanahy tokoa e.

9. ikaretsaka
(
17/03/2008 17:11)
ary tsisy alternative ankoatran'ilay "mandray kely" angaha mampihetsika ilay "retsika" mampiakatra fanahy?
10. lazounet
(
17/03/2008 17:38)
Araka ny tenin'i Veloo hoe olona ambany self-esteem no mila fanampian'ny zava-mahadomelina, tena marin'izay.
Ny alternative angamba tsy misy ankoatra ny MAITRISE de son ART.Angamba hoy aho.

12. lazounet
(
17/03/2008 17:49)
tess:
ny ahy fahanginana sy ny filaminan defa tamy izay ny inspiraka:°)
Marina izany, ilaina koa ny fahanginana.
14. rabilabila
(
17/03/2008 23:36)
ikaretsaka:
ary tsisy alternative ankoatran'ilay "mandray kely" angaha mampihetsika ilay "retsika" mampiakatra fanahy?
Efa nazavain'i Penina ny ampahan'ny tiako holazaina ;misy alternative indraindray toa ny vola ,ny finoana (n'importe laquelle).
Maro ireo mpamoron-kira namokatra tokoa noho io filàna ara-bola io : haendel , Mozart ....( ary matetika aza komandy no namoronany ),betsaka ireo bluesmen(women)...ireo Jazzmen'women).
Ao koa ireo natosiky ny finoany : I J.S.Bach saiky isak'alahady mamorona rindran-kira vaovao lalaoviny ao am-piangonana , eo koa ny vola (maro anaka ) ; i Haendel koa torak'izany ,ireo nanao ny gospel koa ...
Fa ny fanontaniana dia izao:
- Inimaginable i Parker tsy misy toaka na rongony na zavatra hafa ....
-Torak'izany koa i Coltrane
-Miles
-Jimmy Hendrix
-Fantatra ve ny hoso-doko nataon'i Renoir tsy sous l'effet de l'absinthe ,na i Van Gogh ?
Izany rehetra izany akory tsy milaza fa tsara ny zava-mahadomelina sady de toute façon n'est pas Coltrane ni Mozart , ni Renoir qui veut ...............
En tout cas ,izaho nahita drogue maha-dépendant be fa tsy nocif ho an'ny fahasalamana ......ireo notanisaiko rehetra ireo anisany .Alternative iray koa izay!!!
15. ikaretsaka
(
17/03/2008 23:53)
marina koa izay
fa ny ahy koa ry bila tena ilay andrakandrana koa (za moa hainao tia miala kely @ lalana voasoratra indraindray) dia mahita raha
andramo anie e
http://www.youtube.com/watch?v=yXSB0yDlS54 ohatra

16. fijo
(
19/03/2008 20:49)
lazounet an,rah aresaka art aloha dia mino aho fa misy tena tsy tonga aingampanahy rah atsy eo le fanentanana ivelany.na dia mahay sy maha voafehy ilay zavatra ataony aza iny.
ohatra ,dadah sy nono dia samy mahay gitara ao amin'i mahaleo.za aza milaza hoe nono mahay kokoa,nefa jereo fa ny hiran'i dadah manainga kokoa.ary i nono di atsy mahaforona mihintsy araka ny filazany.
i dama indray nefa,na dia tsy mila io fanentanana ivelany io aza,dia mahavita soa ny tiany hoambara,ka :
tsy voatery hoe mila an'io,nefa kosa misy tsy mahefa raha tsy misy azy io.
ka mampalahelo raha ny mpidaina no gadrain ahoy ilay akama izay.

17. ikaretsaka
(
19/03/2008 21:00)
ka maro samihafa le fomba fanentanana ny aingam izany e, miankina @ tsirairay io .
ny ahy izany dia efa izay.. jeux de lumiere rehefa resaka paintings sy fitia te hanandrankandrana fika vaovao rehefa mozika

18. fijo
(
19/03/2008 21:04)
izay,misy tsy mila an'io defa miakatra soa,misy tena tsy ao raha tsy ampy an'io
19. lazounet
(
20/03/2008 02:22)
fijo:
lazounet an,rah aresaka art aloha dia mino aho fa misy tena tsy tonga aingampanahy rah atsy eo le fanentanana ivelany.na dia mahay sy maha voafehy ilay zavatra ataony aza iny.
ohatra ,dadah sy nono dia samy mahay gitara ao amin'i mahaleo.za aza milaza hoe nono mahay kokoa,nefa jereo fa ny hiran'i dadah manainga kokoa.ary i nono di atsy mahaforona mihintsy araka ny filazany.
i dama indray nefa,na dia tsy mila io fanentanana ivelany io aza,dia mahavita soa ny tiany hoambara,ka :
tsy voatery hoe mila an'io,nefa kosa misy tsy mahefa raha tsy misy azy io.
ka mampalahelo raha ny mpidaina no gadraina ahoy ilay akama izay.
FIJO!
Mazava be ilay hoe: misy mila "fanampiny" àry misy tsy mila.
Fa ilay izy anie FIJO sy IKARETSAKA tsy hoe rehefa MIDAINA aho dia ho tsara be ny zavatra avoakako é!
Izaho moa tsy te-hitonona hoe iza fa misy mpihira malagasy maromaro, "mianika" daholo nefa tsy qualité mihitsy ny produit-ndry zalahy fa tena hita hoe revindrongony é! (miala tsiny @ izay mifoka, tsy manaratsy anareo aho sanaria.)
Ary ny tena mampalahelo, izaho teto Montpellier niara-nilalao t@ ilay gitarista mahay be izay, fa ny problèma, raha vao miakatra ny bozaka,dia tena sambatsambatra lery dia na dia mivalana aza ny gitara dia tsy fantany intsony; na dia tokony ho mesure 4 ny solo ohatra lasa 10 na 12.Mivoana daholo.
Ka amiko aloha,raha te hanao zavatra tsara dia ilaina ny mandalina sy manao pratique àry mi-developper ny technique de base (Exemple, jereo ny leçon de bassen'ikaretsaka).
20. fijo
(
20/03/2008 21:51)
eny ekena le hoe mila mahay sy mifehy ilay zavatra aloha.ary le inspiraka koa tsy voatery hoe tsara foana.fa ny tiako lazaina dia hoe misy io tosika i vao mihainga ilay inspirakand'ry zalahy.
lazounet,azon'ialahy ve le hafatro azafady?