Fahafahana
1. xxx
(
16/03/2008 11:51)
Ho anao kristiana, na tsy kristiana, na tsy mpino: Inona no ataonao hoe: Fahafahana?
répondu par Rasiligaoma le 24/03/2008 07:02
4. niryna
(
17/03/2008 04:47)
rijadolly:=D
Fahafahana
Ny fahafahana dia fialana ny zv nanageja ny tena na zv manandevo ny tena.
5. Rasiligaoma
(
17/03/2008 05:34)
The most dangerous thing in society today is those who wield the bible or any religious text as a weapon against others instead of as tools for themselves
6. soanja
(
19/03/2008 00:59)
xxx:
Ho anao kristiana, na tsy kristiana, na tsy mpino: Inona no ataonao hoe: Fahafahana?
Ny atao hoe fahafahana amiko dia ny fivelarana mahaOlombelona amin'ny lafiny rehetra, ka ahafahana manakatra ny zavatry ny lanitra na ny hita maso na ny tsy hita. Amin'ny alalan'ny fitoniana anefa no fifandraisana tsara indrindra iatrehana izany.
8. cutie
(
19/03/2008 17:26)
4. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 17-03-2008 06:34:52
Lohateny : Re : Fahafahana
The most dangerous thing in society today is those who wield the bible or any religious text as a weapon against others instead of as tools for themselves
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
9. ikaretsaka
(
19/03/2008 18:22)
raha vao mbola fempehezin-draha iznay ianao dia tsy afaka e.. na raha inona io na inona. fa tsy ianao no tompon'ny decision anao
10. rijadolly
(
19/03/2008 19:16)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=8&andininy=21-21&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIKORINTIANA&toko=3&andininy=15-17&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GALATIANA&toko=5&andininy=1-1&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GALATIANA&toko=5&andininy=13-13&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIPETERA&toko=2&andininy=19-19&dika=

12. Mandefitra
(
20/03/2008 04:55)
Ny fahafahana, hanafahan'i Kristy ny mpino dia :
- @ fahatezarana
Efa vitan'i Kristy t@ nandatsahany ny Rany ny fampihavanana @ olona sy Andriamanitra, ka dia tsy zanaky ny fahatezarana intsony ny mpino, fa zanaky ny fiadanana.
- @ fahotana
Tsy manapaka antsika intsony ny fahotana satria efa nohomboina sy nalevina t@ Batisa izany, ary miara-belona @ Mpamonjy isika satria efa nitsangana Izy.
- @ lalana
Tsy misy olona hamarinina @ lalana, soa fa teo ny fahasoavan'i Kristy nanafaka antsika.
- @ fahafatesana
Efa resy zao na dia ny fasana aza,
Ka asandrato re ny hira sy ny feo.
Jesosy nampikoa, ilay rafy zay nandoza
Ry fahafatesana o, aiza moa ny herinao?

13. ikaretsaka
(
20/03/2008 05:25)
fijo:
an an za no tompon'ny hevitro ka.ary izay no hilako fahafahana
elahy koa tsy afaka fa ialahy ambanin'ny lalana ka
14. fijo
(
20/03/2008 22:24)
ekeko rah ailay lalana mifehy antsiak.na lalanan'ny natiora io,na le lalana "law"fa raha ny aiko,kosa za no mahita hoe ihinana tavinkena be aho ,sa hitaiza tena aho,sa tsy hanaosport aho fa hisotro toaka fotsiny sns
15. prime
(
21/03/2008 13:20)
Mitovy hevitra amin'i Mandefitra...
Ny fahafahana ao amin'i Kristy ihany koa dia : fahafahana eo ambany ziogan'i Satàna, fahafahana eo amin'ny fanjakàn'ny haizina, fahafahana eo amin'ny fatoran'izao tontolo izao... (manohy fotsiny ny tari-kevitr'i Mandefitra)...:)

16. cutie
(
22/03/2008 05:28)
io indray prime sy izao tontolo
tsy afaka ho aiza @ zao tontolo zao nge enao e :-D
ny fahafahana de ny fahaizana miaina ao anatin'ny "zao tontolo zao :)
tsy afaka ho aiza @ zao tontolo zao nge enao e :-D
ny fahafahana de ny fahaizana miaina ao anatin'ny "zao tontolo zao :)
17. Rasiligaoma
(
22/03/2008 06:00)
"sanatria!
tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra"..
hoy ilay hira katolika izay
tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra"..
hoy ilay hira katolika izay
18. Mandefitra
(
24/03/2008 06:37)
Ity no mahafehy azy tsara ry Prime :
Kol 1:
12 ka misaotra ny Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin'ny lovan'ny olona masina eo amin'ny mazava,
13 sady nahafaka antsika tamin'ny fahefan'ny maizina ka namindra antsika ho amin'ny fanjakan'ny Zanany malalany,
14 Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.

19. Rasiligaoma
(
24/03/2008 07:02)
toa nisy hira mpandeha amin'ny radio Madagasikara , generiquen'ny tafa sy diniky ny Kristianina katolika taloha (miaraka amin'i P Remi Ralibera)
manambara io tsimpon'i mandefitra io.
"izao no andoalihako anatrean'Izy Ray... Ndeha hisaotra ny ray aho e"
HS fa mba tsy aritro, sao misy manana ny tonony sy/na ny feony?
manambara io tsimpon'i mandefitra io.
"izao no andoalihako anatrean'Izy Ray... Ndeha hisaotra ny ray aho e"
HS fa mba tsy aritro, sao misy manana ny tonony sy/na ny feony?