1. rajoelina
(
13/03/2008 14:28)
Misy hifandraisan'ny amin'ny mpitondra fanjakana ve ny tsy mampandroso any Madagascar, mba ho firenena matanjaka:?:
répondu par Jeankely le 21/03/2008 01:26
7. kiadi
(
13/03/2008 18:46)
efa tenenina elah oe teneho ilay marizane fa aza fohana tsony fa zao adinon'elah ny titre !tssss
8. rajoelina
(
13/03/2008 18:50)
:-D:-D:-D:-Dle matavy lahy ty, mangina elah wa, efa nolazaiko elah fa tsy manana zo elah hiteny amiko, ok?
;-)
;-)
13. rabingogilabanga
(
13/03/2008 20:24)
raha misy: dia inona no hatao, avela hiasa aloha satria mandeha tsara ny fitantanana, hano grevy satria mba mila pression toin'ny any andafy ny mpitondra, sa haongana toin'ny ady gasy?
raha tsy misy:inona ary no ilana ny hisian'ny mpitondra, inona no anakaramana
asa! mba mi-cadrer aho
raha tsy misy:inona ary no ilana ny hisian'ny mpitondra, inona no anakaramana
asa! mba mi-cadrer aho
14. Jeankely
(
14/03/2008 00:50)
cadrer-o ny fampangotrahana rano ry bogosy mody gila, bingo banga aaaa. I Bogosy no mety hampandroso na tsia=))=))=))
15. Veloo
(
19/03/2008 18:42)
=))=))=))=))=))=)) - samy miaraka mitsofoka ao anatin'ny baignoire nareo roa lahy ry kiadi sy rajou a hihihihi
tsaika tsy aiko ny niditra teto ela ty lesy ry rajou tsssssssss mahita kle afakely foana..
tsaika tsy aiko ny niditra teto ela ty lesy ry rajou tsssssssss mahita kle afakely foana..
