fifidianana governa eto Espagne

1. rajoelina ( 09/03/2008 22:05)
Alahady faha 09 Marsa 08 hifidy ny espanyol.

Fanontaniana.

¿Quien gobernará España?

- Zapatero*

;-)
répondu par Jeankely le 10/03/2008 02:20
2. Jeankely ( 09/03/2008 23:38)
Afaka mirotsaka ve Rajoelina sa mifidy ihany? Ny an'i Madagasikara mantsy toa amporisihana tsy hifidy ny mpokona. Efa misy Malagasy manao Obama ve any aminareo?
3. rajoelina ( 10/03/2008 00:13)
Afaka mirotsaka ve Rajoelina sa mifidy ihany?
hatram'zao aloha dia mifidy ihany no azoko hatao.
Efa misy Malagasy manao Obama ve any aminareo?
Azafady fa tsy azoko sady tsy mazava.
4. rajoelina ( 10/03/2008 00:19)
salmo1:
hatram'zao aloha dia mifidy ihany no azoko hatao.
mifidy miss no tiako lazaina, sôde tsy mifankahazo isika.

;-)
5. Jeankely ( 10/03/2008 02:20)
Tsa haiko ny dikan'ilay teny mantsy. Aty @ politika dia avy dia tsy hieritreritra miss aho fa governora no eretreretiko (gobernará). Mafy rehefa tsy mahay fa mitsatotsatoka e. Dia tena lasa gaigy mihintsy aloha raha gazety any koa no adika eto.=))=))=)). Teo aloha Sarkozy avy eo Obama dia mitohy angamba hoy ny tsy mahay dikanteny. Izaho ro tsa mahazo fa tsy ianao.
¿Quien gobernará España?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515