Pseudo

1. badboy ( 08/03/2008 12:42)
Tsy voalazandrahery ny momba ireo manana pseudo bedebe. Tena aradalàna ve ny fanana pseudo bedebe? Satria maro ny manana pseudo farahafahakeliny 3! Io no tena fototr'ilay fanompana, fandrangitana, tsy fanajana, famitahana, famahanandalitra........8)8)8)
répondu par ari.malala le 10/03/2008 11:35
2. tess ( 08/03/2008 13:22)
efa noresahina teto io badboy fa tsy mahasakana ny sasany hamorona ps any am toera-kafa ohatra cyber! any ampiasàna , ao antrano , any am zoky, dàtoa sns.....toa tsy misy solution ny famerana an'io ny fahitako azy:wink:
3. sipagasy ( 08/03/2008 13:23)
ka pseudo 100 kalesa aza rehefa manaraka fitsipika izy inona moa ny olana??? ny fototra fotsiny anie no mila arahina e!!! avy eo raha hisandrahaka haka sampana moa mampaninona izany e!!! ataovy ara-dalàna fotsiny.
4. tess ( 08/03/2008 13:31)
fa indrisy fa misy foana ny manivaka e!
5. Papoose ( 08/03/2008 23:18)
badiboay, misy te halaza anie le olona e! de fitaovana ampiasainy le mamorona pseudo be de be!!
6. badboy ( 09/03/2008 09:19)
Io tsy koi ra hoe te hampalaza tena, complexé @ tsy fahalalan'ny kil azy ny tenany zany de eto @ virtoaly no manapatra.Fa le tsy ao anaty fanajana ny lalàmpifehezana sy ny fanompana miafina na fanosorampotaka tsisy porofo mpikambana na tsia no olana!;-);-)
7. tess ( 09/03/2008 09:30)
ka izay mitsy ny olana misy amzao kou! :wink: tsy olana fa efa kobonay aloha ny mpanao an'io fa hita eo raha hanohy na tsia!
8. badboy ( 09/03/2008 17:03)
De ra vao tratra de ampinano de mba teneno ana ko mba itandremako @ zay!:^):^):^)
9. tess ( 09/03/2008 18:00)
:-D:-D:-D:-D aleo bitsihiko toi rahaizany fa sao tratran'ny rdv any enao vao manenina:^)
10. Rasiligaoma ( 10/03/2008 06:08)
aza adino ny raozy sy ny voanjo rehefa manao RDV
11. ANARIM ( 10/03/2008 06:26)
12. tess ( 10/03/2008 06:45)
fa manin anarim no gaga bei!:wink:
13. ari.malala ( 10/03/2008 07:51)
ny mampalaelo de itarainana ny mpiandraikitra fa toa tsy mahazo valiny ny tena ko! anisany tratra mantsy ny tena e!
14. Papoose ( 10/03/2008 11:27)
sao de mila tolorana raozy ko aza le mpiandraikitra vao hanome valiny:-D
andramo ihany ry ari
15. ari.malala ( 10/03/2008 11:35)
papoose, ndriko zao no hoantsoiko hanao avokà any ko;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.329