Vday, androntsika vehivavy

1. sipagasy ( 08/03/2008 09:01)
Miarahaba ny rehetra aloha tratry ny 8 mars, tsy androany ihany no tokony ho andro natokana ho antsika fa tokony ho isan'andro, nefa moa......

Indro misy zava-bita kely atolotra antsika @ izany, tsarovy fa tompon'ny tenantsika isika:

http://www.zaza-vavy.org/traductions/
http://www.zaza-vavy.org/extraits-de-podcasts/

koa aza manaiky ny hianjadian'ny tsindry hazo lena intsony aza! Mitsangàna ary miadia ho an'ny tenanao aloha ary ho an'ny andriambavilanitra tahaka anao koa

:-*(l):-*;-)
répondu par jogany le 09/03/2008 06:12
2. endrika01 ( 08/03/2008 11:01)
sipagasy:

Miarahaba ny rehetra aloha tratry ny 8 mars, tsy androany ihany no tokony ho andro natokana ho antsika fa tokony ho isan'andro, nefa moa......

Indro misy zava-bita kely atolotra antsika @ izany, tsarovy fa tompon'ny tenantsika isika:

http://www.zaza-vavy.org/traductions/
http://www.zaza-vavy.org/extraits-de-podcasts/

koa aza manaiky ny hianjadian'ny tsindry hazo lena intsony aza! Mitsangàna ary miadia ho an'ny tenanao aloha ary ho an'ny andriambavilanitra tahaka anao koa

:-*(l):-*;-)

Misaotra an'isipagasy @fiarabana sy fampaherezana!Miarahaba anao sy ny vehivavy namana serasera rehetra tsy akanavaka,dia ny vehivavy Malagasy rehetra tratry ny 08Mars
3. endrika01 ( 08/03/2008 11:03)

4. tess ( 08/03/2008 11:26)
miarahaba antsika vehivavy rehetra izany anio e!
raha tokony ho izy dia tsy manao nin nin afa tsy ny manao zé mampetipety azy ny vevavy anio anefa indrisy tsy maitsy hoe mitohy ny asa amndraharaha ao antrano ao:-D:-D

merci sipagasy:-*
5. kelly13 ( 08/03/2008 12:03)
vive les vehivavy :)
6. jogany ( 09/03/2008 06:12)
Miarahaba 8Marsa +1 (hihihi)

Misaotra antsika rehetre vehivavy sy lehilahy mananja ny vehivavy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6149