THB

1. Mandefitra ( 06/03/2008 12:21)
rohy:
Betsaka ny Eritreritra Entin'ny Rano (BEER)

de tadidiko koa :
PILSENER : PIsser Lentement Sans ENERgie
:lol:
répondu par zoky le 09/04/2008 09:42
2. yonikafopl ( 06/03/2008 15:30)
3. kiadi ( 06/03/2008 17:53)
ary ny THB ahona?
4. ikaretsaka ( 06/03/2008 21:04)
AMSTEL ihany no tsara hoa... Aimes Moi Si Tu Es Libre


5. rajoelina ( 06/03/2008 21:50)
Za mbola tsy nanandrana THB maintsy, fa ahoana ny tena tsirony zany ranon-tsôvaly telo zany e e:?:

Fa ny Heineken, ny Estrella Damm, ny Amstel sy ny San Miguel efa nandramako daholo fa ny tena reveko de ny Estrella Damm.

Mba http://www.dailymotion.com/relevance/search/aza%2Bmanambady%2Bmamolava/video/x34src_aza-manambady-mamolava-landy-ndrian :°) :b :-D :-w =))

;-)
6. mmmhh ( 07/03/2008 12:41)
rajoelina:
Za mbola tsy nanandrana THB maintsy, fa ahoana ny tena tsirony zany ranon-tsôvaly telo zany e e:?:

mahamenatra be, gasy ve enao de mbola tsy mahay tsironà labiera gasy? na ny vahiny aza mankafy ery :!:
Mety hiteny enao fangà zà mipetraka any dago? de tsy mba nandalo taty mintsy ve?? sady ny star koa ne mi-exporter ny bierre-ny e!
7. Vitsikakely ( 08/03/2008 05:05)
8. ari.malala ( 10/03/2008 12:47)
te hatao izy hoe espaniol e;)
9. Rasiligaoma ( 11/03/2008 05:49)
Teasy Be ihany hoa
10. kala ( 17/03/2008 04:57)
rajoelina > marina ve? :lol::lol::lol::lol:

THB : To Hug a Bootle
11. zoky ( 09/04/2008 09:42)
Tia Hanao Be :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3433