rajoelina & cazal

1. enric ( 05/03/2008 14:26)
RAJOELINA

* Raha manampy any Mscar elah, tsara zany fa toizo. Fa ny olona rehetra koa
mahavita zavatra bdb na 5 euros aza no hatolotra ho eny ambany vohitry Mscar
dia efa mahazo anjara: siramamy ray gony, kitapo, kahier, petrol sy jiro
isankarazany avy ny tokatrano tsirairay... dia tsy hitako zay hizestiavany elah
eto amin'ny sary vita digitalcamara.

* Izaho tsy mbola vao nahita avion, raha mahay elah tao tsy novaliany elah ny
fanontaniako.

* Izaho tsy vaovao nitety firenena samy hafa, fa mety elah no nitety bebe kokoa
noho zah, tsy maninona anefa izany fa mahafinaritra.

* Ny fipetrarana eo akaikiny filoha, mpitondra, taleha sns... tsy hitako izay
hampideraderainy elah izany amiko. Olona tahaka ahy ireny ka na dia hanolotra
tanana azy aza, mety tsy ho hataoko satry mety misy asa hataon'izireny tsy
mifanaraka ny eritreritro sy ny sitrapoiko, dia sanatria amiko.

* Elah ôtrany ti hizesta zany fa manana e :?::-DDia rehefa resahin'ny olona
mahitahita sy sambantsambatra ireny elah dia somary mialahala mihatakataka,
ôtrany matahotra zany elah fa hisy hiditra eo amboniny elah, manopa maintsy
elah rehefa tsy zaka. Dia ny reviny elah ihany zany ireny mafiady kely reny
satry ireny no mitanitanina eo anatrehanareo.

Aoka fotsiny leisy e!

..............................

CAZAL

:-D:-D:-D:lol::lol::lol:
miditra @ sofina ilany dé mivoka ary ambany ny tenin elahy

RAHA MAHAVITA LETY DE MANAOVA a§§§ TSY NY VAVA NO ATAO BE FA ASEHOY NY ASA DE
MANDEHANA SUR PLACE MIJERY
NY AHY LETY TENA HI ZESTIAVAKO MITSY NY ASAVITAKO HOAN FIRENENA A!!!
MAZAVA!!!!!:roll::roll:
RAHA MBOLA MILA FANAMPINY ELAHY DE ANOTANIO RAIN IALAHY NA RAIBEN IALAHY
,,,?????? INONA woe zany RADIO LOHAN OMBY IZANY?????
TSY hain ialahy izany fa izany lety bainay no nvarotra izany faran izay mora
indrindra sy nizara izany ho an MALAGASY a!!!!
echantilon fotsiny izany fa matoa mandéndé zahay dé mijery izay azo hoentina
hoan SAIRANA IZAY na dia kely aza
IZANY no nitaizana anay!!!!!
AMPY HISAINAN ILAHY NGAMBA ZAY ô!!!!! DE MANAOVA, Dé ASEHOY hohitan ny taranaka
rehetra!!!!
http://www.freeetv.com/fr/modules.php?name=Video_Stream&page=watch&id=637
KA RAHA SAHY KOA ELAHY DE APETRAHO ny SARY sy ny ANARANA fa tsy PS no atao FA
RAHA TSY mahavita sy KANOSA:twisted::twisted::twisted:de.........tohizo
blabla/////

répondu par Papoose le 11/03/2008 04:09
2. ainaheri ( 05/03/2008 14:41)
Raikitra ndray ty lelikamôro e :roll: aleo alou hamaly lery,za ndray tsy manisy olana zay fanampin'lery any fa ny tsy reviko @ lery le otrany misekoseko te ho dadany zany fona,ny fisainana fisainam-bavy ra misy resaka mandé d ny vie privén'oul lava no tantaraina eto mba azon'ny cazal antsaina we iza doli mijery an'ity site ty? Sao d an'ny cazal rery ary ty klé!!

Ny zvtr nampalaelo ahy d namoahan-drangah le sary we cyclone yvan,tsy nazak tsindrina rahavako d ny sarin'ankizy tsy manin ary no lazaina fa traboinan'ny cyclone,manin no maniry loza @ oul? Le sary aza sary efa talou beuuuu,fa le toetsaina mirefarefa no mahatonga an'zany,ny zvtr mba tiko ataon'ny cazal zao ny mba hanolo le fil mena² fa mety io ngambany no manao cour-circuit :-P,de soloy an'le mavo² ndray fa reny mamoka sary no stereo tsara sy tsy mora miakatra
3. yonikafopl ( 05/03/2008 15:12)
ary hanomboka hanoratra tantara kou le salmoly kely annnn :-D:-D:-D

aleo tonga de haka plasy sy hividy vandro :miam::miam::miam:
4. ikaretsaka ( 05/03/2008 15:14)
io iznay ny kombaka any tsofiniodry @ sabotsy raha azoko tsaraaa:wink:
5. yonikafopl ( 05/03/2008 15:17)
ngamba ry ika, iza ny alain'i ika amin'izy roalahy

NB samy manana fil misangojy reo, zay ny point itovizany =))=))=))=))
6. ainaheri ( 05/03/2008 15:31)
aleo alou ilamina,zay vo mizara voandro fa tsy haiko na ny machine-ko no manondrana fa to tsy namana ato tsony cazal klé
7. yonikafopl ( 05/03/2008 15:45)
ainahery zany ve????:-w

njaso we tsikiloviko:-$
8. mmmhh ( 05/03/2008 15:49)
aiza le vandro ô?,?
9. yonikafopl ( 05/03/2008 15:50)
Lisitry ny namana
Hitady namana : cazal




Namana miseho : 1 - 1/1 Asehoy ny namana : rehetra namangy farany vaovao ara-taona ara-toerana tsingerintaona



Anarana - Toerana Taona
rangotra lahy tsunami India 71
Hanao valifaty isika ranamana! 2007-12-10

cazal no notadiaviko , de rangotra no nipoitra:-w:-w
ny nahagaga de misy resaka tsunami le izy^:^^:^
10. ainaheri ( 05/03/2008 15:55)
za zany alahelo beuuu ra zany klé tsisy analan'azy tsony,medy nodakan'ny admin lery le nanao fauts pas omaly reny ary tsy in1 mandé fa ra vô miresaka d vie privén'oul no lazain'lery!! D mampamangy any letsy ry bedada aa,sûr za fomba miverina eo iny d anao xxxx bdb aby ndray:-D:-D:-D:-D
11. ikaretsaka ( 05/03/2008 16:16)
tandremo fa mivadika bengal metisy fantaka eo iny izay vao maty ela sy ny masiran'ialahy ry salmon kely
12. tsiafoi1 ( 05/03/2008 16:18)
ainaheri :
za zany alahelo beuuu ra zany klé tsisy analan'azy tsony,mety nodakan'ny admin lery le nanao fauts pas omaly reny ary tsy in1 mandé fa ra vô miresaka d vie privén'oul no lazain'lery!!


Avelao izy haka saina tsara any fa mampalahelo izy raha de atao fanalana andro fotsiny, namana daolo anie isika rehetra eto na adala na hendry e! Samy malagasy, fa ny adalan'ny olona hihomehezana, fa ny an'ny tena tafin-damba.
Tsy ao ntsony zany le sary tany zAmerika misy an'le bandy mitondra gloom nu iny...Iny zao no tokony haverina eto hihomehezana fa tsss...
13. sitlo ( 05/03/2008 16:51)
Ilay izy mamoaka fiainan'olona manokana aloha ratsy. Fa ilay izy mizesita kosa tsara.
Dia ireo dinika avoakan'i salmo momba ny resa-dry zareo mitokana koa ratsy.

Anisan'ny zavatra mahavoa ny malagasy dia ny tsy fahaizana mizesita. Nefa io mba anisan'ny kitro ianteheran'ny fifaninanana. Ary ny fifaninanana mitarika amin'ny fivoarana sy fandrosoana.

Ohatra ny misy maharatsy azy ihany ny fanesorana an'azy tsy ho mpikambana.
14. yonikafopl ( 05/03/2008 17:19)
le midradradradra mandany stilo:wink::-P am vie privén oll kosa kalou tena mba fika masiso mintsiny eeeeee

Ra zay no nandakana azy de tsy koi.

Le zesita njay,aleo izy hizesta ra zay no maha diavolana ny sainy kou
15. tess ( 05/03/2008 18:59)
zà tsary nanaraka mahitsy fa nisy inona ??? inona no tokony nahavoaroaka azy?????
16. yonikafopl ( 05/03/2008 19:54)
de asa ry kala fa tsitako tsony ny sariny,:(
17. Veloo ( 05/03/2008 21:12)
Ohatra ny misy maharatsy azy ihany ny fanesorana an'azy tsy ho mpikambana



tsy izy ve no niala?
18. tess ( 05/03/2008 21:27)
raha jerena ny momba cazal, misokatra i rangotra, jerena ny momba an'i rangotra, fanampin'anarana anticazal, misy ifandraisany ve?????
19. yonikafopl ( 05/03/2008 21:30)
bouuwwaaaaaaaaaaaaaaaaaaa:cry::cry::cry:
lasa cazal,tsy misy mizesizesita tsony:cry::cry:
20. ainaheri ( 05/03/2008 22:23)
Veloo:

Ohatra ny misy maharatsy azy ihany ny fanesorana an'azy tsy ho mpikambana



tsy izy ve no niala?



Tsy afaka manala tena otan'ny talou tsony ka


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171