Rambon'omby
1. soanja
(
02/03/2008 15:23)
Miala any indray ny vahiny. Rambon'omby no misy. Sao mba misy mahalala ny fikarakarana an'io azafady. Efa vita madio tsara sady efa voatetika ilay izy fa le re7 no mba ilaiko hoe inona ny tsara afangaro azy sns... Mahirahako fa lasopy no mba faniriako amin'io. :)
Ampio azafady o!
Ampio azafady o!
répondu par Rafahafahana le 22/04/2008 13:01
2. ikaretsaka
(
02/03/2008 17:01)
asio silamangany kely dia atao ritra tsotra miaraka @ sakamalao sy voatabia kely dia efa hmmmmm
4. menalamba
(
02/03/2008 17:46)
Io R-7an-ika io no tena favo satria rehefa tséntsefina ilay tôlana dia mivoaka @izay ilay tsirony fatratra....:}:}
5. simplex
(
02/03/2008 17:49)
tsaramaso sy henon'omby: http://razafimalala.free.fr/Recette/Rambinombytsaramaso.htm
ary i ika kay sefo an
milay eeee, miaky anao ny firenena ^:^^:^
6. soanja
(
02/03/2008 20:33)
Oh Baba! Na dia mbola tsy vitako akory aza ny fiantombohany ilay izy defa miraraka be le ranivy ato. Matsiro oooo!!!! Noana omby be tokoa zah zany marina.
Misaotra indrindra anareo nanampy!:-*:-*
Misaotra indrindra anareo nanampy!:-*:-*
7. ravakamalala
(
02/03/2008 20:50)
hatraty lé rarak ivy!!!
zah tys mahay mahandro fa lé minana ihany no haiko ! hihihi:-D:-D
zah tys mahay mahandro fa lé minana ihany no haiko ! hihihi:-D:-D
8. ikaretsaka
(
02/03/2008 23:23)
Menalamba> ilay mitsotsoka taolana iny mihitsy no maha rambon'omby ny rambon'omby ngefany!:wink:
simp> tsy hita fa lasa tia andrakandrana vokatr'ilay nisy fotoana nipetra-drery ireny e (za sy ny alika moa izany e) dia rehefa noana dia jerena ny sakafo ao dia indraindray aza misy sakafo tena tsy tokony hiaraka mihitsy ohatra hoe Laisoa sy nofona thon.. fa ireo no misy dia ireo no atambatra dia jerena ny tsirony sy ny fivoakany avy eo!
dia andramana izao karazana kaly izao dia rehefa tsy reussi dia omena ny alikavavy petahany:-D dia mitohy teo ny experimentation dia niha nianatra tsikelikely teo

10. ftma
(
03/03/2008 07:47)
miaraka @ voanjo manta ny rambon'omby tena tsara saingy matavy loatra fa raha hoanina @ vary hummmmm
11. sipagasy
(
04/03/2008 20:46)
soanja, ka nanao ahoana retsy izy tao annn, izaho avy no mitelin-drora aty hihihi
12. soanja
(
19/03/2008 00:55)
Sipa o, natsiro be aky le izy fa tsy lany fa be loatra ndray. :-*:-*:-*:-*
13. Rafahafahana
(
22/04/2008 13:01)
Ny rambon'omby sy tsaramaso mena koa anie ry reto ka tena tsara é, tena tonga aho dia ramaria be