mandra-pihaona elaela :-)
1. lo
(
29/02/2008 18:41)
salama ee,
euuuh inona moa izany no hanombohako azy???
- voalohany indrindra dia misaotra ny namana rehetra niara-nitafa sy nifampizara hafaliana, alahelo, resaka tsotra koa e, teto amin'ity sehatra ity, na ny mpiforum fety sy fihaonana na ny mpikarajia
- misaotra ihany koa ireo niaraka ivelan'ity sehatra ity, na tao anatin'ny serasera dago na ireo nihaona manokana rehetra ;)
handeha lavidavitra elaela mantsy ka tsy hay izay mety ahafahana miserasera indray, mety amambolana na amantaonany, mbola tsy hay mazava, fa dia manantitra ny fisaorana nandray ny tenanay ho namana e
mankasitraka tompoko ooo :-*

répondu par avana le 28/05/2008 13:44
2. Andro
(
29/02/2008 18:56)
lo_
Za manokana mangina raha tsy eo enao, dia aza ilaozana ela zahay, !calin lo_
a bientot, :D
Za manokana mangina raha tsy eo enao, dia aza ilaozana ela zahay, !calin lo_
a bientot, :D
3. tess
(
29/02/2008 19:40)
dia mahavita soa be izany i lo ! mandrampitafa sy mpandrapihaona indray:-*
5. ainaheri
(
01/03/2008 00:51)
mandra-pitafa mo zany nama a,ngah d tena any @ zémanfou maintsiny ny misy anareo no tsy tratran'ny aterineto :roll::lol:
6. malalatinasoa
(
01/03/2008 03:19)
Tena lasa @ izay ve ry Lo?
Mampamangy, dia mahavita tsara izay atao :-*.
Mampamangy, dia mahavita tsara izay atao :-*.
9. nandrianina1
(
01/03/2008 06:16)
LO no isaorana t@ zv-drehetra ka
mirary soa de hotahin'A/tra a!
aza malahelo zany fa hisy hanatitra any ny aterineto e!
de mandra-pitafa :-*:-*
mirary soa de hotahin'A/tra a!
aza malahelo zany fa hisy hanatitra any ny aterineto e!
de mandra-pitafa :-*:-*
11. angotiko
(
01/03/2008 12:39)
lo_: asio fety aloa alohan'ny depart fa tsy lasa an, tsy maintsy mamangy anao any zay fa aza matahotra e, ataovy malalaka ny trano an, dia manatena fety zany zay an, d rahoviana io
12. infinity
(
02/03/2008 15:41)
lo_l
Dia mbola mamerina ny firariantsoa ho an'ialahy less ry Lo_
Hikapa hahita ny...tonony :-P sy hahazo izay iriana less ialahy any @izay tany lavitra aleha rehetra any!
Mandra-pitafa indray!
Dia mbola mamerina ny firariantsoa ho an'ialahy less ry Lo_
Hikapa hahita ny...tonony :-P sy hahazo izay iriana less ialahy any @izay tany lavitra aleha rehetra any!
Mandra-pitafa indray!
13. ari.malala
(
03/03/2008 07:51)
d ty hisy paparazzi tson v zany refa misy fety kle:-D mametraka ny veloma hoan'i lo de mirary soa:)
14. ravatorano
(
03/03/2008 09:36)
dia mirary soa ho anao any amin'izay alehanao any razandry e , ny fiarahana sy ny fihavana efa nisy hatrizay moa dia hitoetra eo ihany ary koa aza manahy fa dia any aminareo indray zany ny hatao ny vacance manaraka e !
sa tsizany kle
:wink:
sa tsizany kle
:wink:
15. Papoose
(
03/03/2008 11:53)
ainaheri, ka ny poste ela be fa aleo asaina mandefa eritreritra fotsiny izy de mievona rehefa tonga aty le izy:D
16. savi
(
04/03/2008 07:56)
zoky ravatorano,miarahaba anao,elaela zay no tsy teto ny tenako ka dia mamerina ny fiarahabana ndray
dia malahelo ny tena mahita fa lasa i lo ka dia soavadia zany enao dia aza adino ny niarahana rehetra m.....
dia malahelo ny tena mahita fa lasa i lo ka dia soavadia zany enao dia aza adino ny niarahana rehetra m.....
18. glou
(
05/03/2008 14:09)
tsy manaiky zany aho ra lo_ fa asio pour la route aloha de antsoy aho fa misy tuyau omeko an' lah kle tsy maintsy misy tso_ drano izany fa tsy mande fotsiny @ izao :lol: antsoy aho fa zah miantso an' lah tsy raisin' lah mihintsy
glou_
glou_
19. Mimifali
(
06/03/2008 10:18)
Dia manantena za fa ts ho ela i lo dé iverina eto ndray ifankahita salovan tava an! mba mis terineto kosa any @ tany alehanao any ka! ra ts mbola miampita ranomasina dé ts maints tonga any zahay mamangy e! dé aza manadino dé :-*:-*:-*fotoana fohy no nifankahalalàna nefa nafnartra. Mankasitraka e! dé....hiezaka:-D:-D:-D n ts hanadino mou ô?
20. ANARIM
(
10/03/2008 06:34)
lo_ à toi surtout, merci pour tout!!!
mbola mamaky eto v kalou ra lo_ am zao klé??? sikssss e!
mbola mamaky eto v kalou ra lo_ am zao klé??? sikssss e!