visa refusé ve kay mbola afaka mamerina mangataka

1. xxx ( 29/02/2008 18:32)
mbola afaka mamerina mangataka visa ve kay raha refusé , visite familiale no natao t@ naha-refusé azy de raha ohatra ka io ihany ve mety ahazo sa ovaiana hafa mintsy ny motif
répondu par EF le 25/03/2008 17:47
2. tess ( 29/02/2008 18:58)
:? tena hoe oul manana chance raha mbola hahazo visa izany raha efa refusé! indrindra hoe visite familiale io no no refusény de ovay ndray anefa ovaina ho inona??? ny cas fatako aloha an! dia sipa izay lay izy! izy naka visa touristik de refusé ny visa, de novaina visa mariage! ka izy hanambady mitsy no handehanany taty! de novaina tanteraka ny fandehany, novaina visa mariage de nahazo izy! samy hafa be.....
bonne chance e!
fa tsy manakivy aho fa raha vao refusé indray mande izany sarotra be ny hanantena hoe mbola omenjareo ....:? efa betsaka ny cas fantako mantsy!
ny anlay namako aza mamany izao no nanfarana fa de nolavina de tsy nahazo tsony....
3. xxx ( 01/03/2008 05:23)
mba valio re fa tena mijaly eh!
4. Rasiligaoma ( 01/03/2008 05:48)
a tsy manakivy aho fa raha vao refusé indray mande izany sarotra be ny hanantena hoe mbola omenjareo .... efa betsaka ny cas fantako mantsy!

marina
5. Papoose ( 01/03/2008 06:14)
ovay visa mariazy koa aloha fa sao de mba ao e!:wink:
6. ainaheri ( 01/03/2008 08:12)
Mety ho sarotra iany ny bol ry xxx ra izany no izy ko,fa d bon korazy enao e
7. xxx ( 01/03/2008 09:33)
:-w:-w:-w:-w:-w:-@
8. xxx ( 01/03/2008 09:35)
xxx:

:-w:-w:-w:-w:-w:-@


diso be aho fa tsy tokony tato aho no nametraka ity azafady


9. tess ( 01/03/2008 09:38)
Papoose:

ovay visa mariazy koa aloha fa sao de mba ao e!:wink:

ka tsy azoazo foana io visa mariage io fa tena misy ilay oul hanambady mandefa ny tts rehetra momba azy koa avy aty!:wink:

xxx: efa mamaly anao anie zay fa andramo ihany aloha e! fa......:?:-*

10. xxx ( 01/03/2008 12:41)
le visite familiale anie tsy hoe hanao vacance fa hampifana eh! fa lasa olona roa no nicharge azy
de mety zay no blem naha-refusé azy fa ny lettre rehetra ara-dalana daholo no nalefa , fa ny tiako tenenina hoe mety azo atao ihany ve hoe visite familiale raha zay ny cas
11. tess ( 01/03/2008 13:12)
tsy misy afa tsy ny manandrana ndray kou! mety sam manana ny chance ny oul!
12. rakaroka ( 05/03/2008 21:06)
'zao an. 'Zaho io tena mpanafatra olona mankaty.
Dia tsapako hoe "sahirana Bbbe mihitsy 'nareo any mi-"devine" hoe, inn aza ny critèren-drizareo hanomezany "Visa".
Normalement raha "touristique" no aleha "aty" dia fahefan'ny consul any izany fa toa misy "quota" koa
arakaraka ny fifampiraharahan'ilay firenena:(Remarque : ny nahatonga ny fahasoratana toa izao dia satria ny any no toa tsy nila fifampiraharahana aty loatra intsony?" ka ny sehatra diplomatika tsy fandrangaranga loatra izany!).
Fa arakaraka ny consul koa. Ny principe de base raha "touriste" dia "garanti-vana amindrizareo fa tsy maintsy hiverina e!
Nisy tamin'ireo nafarako no no-réfusé-ndrizareo, dia
niveranana napetraka tsra hoe "tsy hi-clad aty anie rizareo fa manana anton-draharaha any e, dia noporofoina ny "activité-ny tany sady mba hoe activité interessante izany e!. Dia lasa foana ka.
Raha valable araka ny "lojikan-drizareo ny motif" fa tsy tahaka ny sentilment-tsika ohatra "fofombadiko no any: hamangy azy aho:-P:-D:-D, dia possoble ahazo visa indray na dia efa no-réfusény aza. Tranga maaaaro no efa toa izany. Courage hatrany e!:-*
Et bonne chance!
13. rakaroka ( 05/03/2008 21:11)
Fa tohizako kely. Toa ao anatin'ny critèren-drizareo koa izao ny hoe raha misy havanao efa ni-cland aty dia raha hitany ao anaty ordi ny liens dia tsy avelany ny sisa.SSsss manahirana Bbe ihany koa anie ity fhm ity:wink:.
14. EF ( 25/03/2008 17:47)
Eh bien oui.

Tamin'ny mars 95 aho nangataka visa touristique, dia réfusé ny visa-ko, ny tanjoko tamin'io hanambady aty Frantsa, satria efa miasa sy monina aty Frantsa ilay olo-tiako tamin'izay, izy moa manana nationalité française rahateo.

Farany dia nanambady tany madagasikara izahay ny octobre 95, dia avy eo nangataka visa C ( famille de français) aho ny décembre 95 dia nahazo tsy nisy olana.

Handramo ihany sady ilay cas-tsika koa tsy nitovy, ka asa aloha é ! .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117