kabaro - tsaramaso - voanjobory

1. pissoa ( 28/02/2008 20:11)
Manahoana

Ahoana kay ny fikafika fandrahoana ny kabaro na Tsaramaso na voanjbory (maina) sns mba ho masaka rapida ? :-D:-D:-D

Misaotra o
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:24
2. Veloo ( 28/02/2008 20:16)
ataovy ao anatin'ny cocote minute retsy a

na mividy slow cooker ndry dia efa andraon-ndry ny alina
3. pissoa ( 28/02/2008 21:05)
Thx!

fa tsy atao amin'ny alina ka ... fa ataoko rehefa avy ny orana na miandry lamba ho maina mantsy :-D:-D:-D
4. menalamba ( 28/02/2008 21:05)
Dé andrahoina miaraka @ sotrokely hoe ao anatiny
5. tess ( 28/02/2008 21:13)
raha vomaina mitsy no handrahoina de aloina rano indray alina mitsy izy vao mora malemy, na katsaka maina ko! jerijereo fa motroka rano be de taphina raha ritra ny rano.
ny ahy aza alonako ndray andro ndray alina sasao sy diovina tsara esorina ny fako fako madinika vao lomana!
6. Veloo ( 28/02/2008 21:13)
fa ataoko rehefa avy ny orana na miandry lamba ho maina mantsy


8O

menalamba [ Valio ] 28-02-2008 22:05:53
Lohateny : Re : kabaro - tsaramaso - voanjobory
Dé andrahoina miaraka @ sotrokely hoe ao anatiny

de masaka ko ve ny sotrokely hihihih
7. pissoa ( 28/02/2008 21:15)
Menalamba sy Tess : misaotra e !
Fa sotrokely vita inona aloha e ? Sa rehefa sotrokely ? :-D

Veloo, fa maninona no 8O ?! :roll:
8. Veloo ( 28/02/2008 21:17)
pissoa a
dia ampy ve ny fotoana miandry lamba maina? hihihih
9. malinirina ( 28/02/2008 21:23)
alona anaty rano indray alina de vetivety de masaka
10. tess ( 28/02/2008 21:24)
:-D:-D:-D veloo: tinjy mitry no mampiasa an'io be vomaso io an! nosoloina an'io ndray lay ity:-D
kanefa amiko io refa mametraka io de choké na gaga be mahitsiny:-D ary ny andry in???? HS kely aho aloha fa poussy
11. pissoa ( 28/02/2008 21:47)
Veloo:

pissoa a
dia ampy ve ny fotoana miandry lamba maina? hihihih


koa zany no mahatonga ahy manontany hoe ahoana ny handrahoana azy rapida koa ! :-D:-D:-D
12. tess ( 28/02/2008 21:52)
lomana rano iray andro meloha io aky izy no rapida ah! sady tsy mandany courant na gaz fa mora masaka!
13. menalamba ( 28/02/2008 21:54)
Sotrokely vy no atao ao dia mora malemy.I Bebe nay no tsaroako mpanao @ io taloha fa tena mety
14. pitoussy ( 28/02/2008 22:00)
aza hamainina @ seche-linge njay ary le lamba fa atao @ tady d eny @ malomaloka , mety ho elaela vo ho maina tsinona @ zay , tsy ho masaka ihany v ny tsaramaso @ zay :-D:-D:-D

:-*njy
15. naribe ( 28/02/2008 23:57)
raha totoina aloha ilay voanjo(bory) na tsaramaso vao andraoina dia siora fa halemy e :lol:

Ary raha asiana asidra solforika aloha ? Fa aza hanina an !:-D
16. Veloo ( 29/02/2008 00:24)
tess [ Valio ] 28-02-2008 22:24:23
Lohateny : Re : kabaro - tsaramaso - voanjobory
veloo: tinjy mitry no mampiasa an'io be vomaso io an! nosoloina an'io ndray lay ity


:-D:-D:-D ka mahagaga knou hihihih

Pissoa hihihih nahazo fomba fandrona vomaina njy hihihih
ilay asiana sotro kosa aloha tsy lasa e... metal anie ry menalamba ka metal e )maloto) hhihihihih
17. ikaretsaka ( 29/02/2008 00:32)
rano avy mangotraka andomana azy de avelao aloha hilona elaela ..
ketreho @ slow cooker @ zay
18. pekin ( 29/02/2008 04:53)
ny tsara kambony de atapy andro ho maina tsara d miaraka andahoina @ lé lamba de amzay miaraka malemy izy roa. de aza atao sotrokely zany fa sotrobe atao sady tsy mila cocotte minute na slow cooker zany fa itanao lé vlany mainty2 be misy tongony telo ireny? ireny apesaina. de rehefa masaka de aza hoanina le vomaina fa lé lamba hoanina
19. tess ( 29/02/2008 06:48)
aiza koa no ahitàna vilany mainty be misy tongony aty ivelany zany:-D:-D:-D
alona irandray andro meloha ihany no fanafody e! io raim de malemy fa zà anie mahandro vanjobory foana e!:°)
20. Papoose ( 29/02/2008 08:26)
tess, ny mex misy mampiasa an'ireny ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3744