Dikan-teny!
1. Fody
(
28/02/2008 17:40)
Somary mahavarina ahy ilay resaka dikan-teny ity:
Raha io tenin'i LazaDaddy io no jerena dia tsy tokony hino izay voalaza ao anaty ny Baiboly izy.
36. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-02-2008 21:22:33
Lohateny : Re : Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
Fody> Jereo eto fa raha baiboly misy andalana "noforonin'olombelona" toy io dia tsy tenin'Andriamanitra. Izay no adinoko fa azafady
Raha io tenin'i LazaDaddy io no jerena dia tsy tokony hino izay voalaza ao anaty ny Baiboly izy.
répondu par fijo le 05/03/2008 22:47
2. pissoa
(
28/02/2008 20:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
Raha zavatra nolazain'i LazaDaddy njay no resaka dia ho maraina eto ny andro kle ...
Raha zavatra nolazain'i LazaDaddy njay no resaka dia ho maraina eto ny andro kle ...
6. fijo
(
29/02/2008 21:15)
ary lasa misy fanenjehana manokana an'i laza indray izy izany an???????
na izany aza,misy tsy azon'i fody ny tian'i laza tenenina ngamba.
ny tian'i laza tenenina dia hoe misy dika "nampidirina"tao anaty baiboly,ary io dika nampidirina io no tsy ekeny.
na izany aza,misy tsy azon'i fody ny tian'i laza tenenina ngamba.
ny tian'i laza tenenina dia hoe misy dika "nampidirina"tao anaty baiboly,ary io dika nampidirina io no tsy ekeny.
7. ikaretsaka
(
29/02/2008 23:44)
aleo izy hanazava aloha fa pasio indray ny voanjo dia sady mitrakotrako vandro isika no mitsakotsako hevitsa
